première fois

61. fijo ( 13/01/2005 23:16)
fitiavana zaraina
62. ja ( 16/01/2005 17:41)
nena indray efa nanadrana kely fa otrany marary b dia tsy mety vita foana ilay izy nefa za ay lery any,@ zay izy efa nanao an\'ilay izy dia otrany sadaikatra b za nefa c\'est l\'amour fou entre anay.
Dia ahoana ?ahoana no atao mba tsy dia harary ilay izy fa za marary b dia miataka foana
63. saholytiana ( 18/01/2005 07:11)
tokony gamba lazainy @ partenaire fa marary dé izy mahita zay tokony atao ? tsy aiko klou e!
64. ja ( 18/01/2005 09:11)
ka efa niteny taminy aho hoe marary?dia tsy haiko fa za otrany miataka foana dia tsy mety foana?
65. ja ( 18/01/2005 09:28)
sali daholo o!Au fait misy ge v ny 1 ere fois?dia ahoana no ahafantarana fa tena vonona?ny ahafantarana koa hoe tena io ilay bandy tiako hanaovana azy?
66. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:33)
io angamba raha vao asiana eritreritra be de hafahafa foana fa hozy le entraineur anay izay hoe alefaso any fotsiny fa hitan\'ialahy ny tsirony rehefa maty ny baolina fa raha bol mbola tsy any @ la de aza eritreretina aloha heo zao ny reviko rehefa mahafaty!
mety coup de tety manko no nieritreretana azy @ izay nefa tena lasa iva loatra ny passe ka lasa tsy maty ny baolina.

dia izay teniny izay foana ny ahy no nampihariko rehefa manao zavatra 1 ere fois de mandeha ho azy! vita vao tonga saina
67. fijo ( 18/01/2005 22:59)
ja an io resaka excitation,raha tena excte be ndry dia mandeha hoazy io.fa na dia izany aza mararay ihany e;tataka ve tsy harary fa eo le marary milay.
68. ja ( 19/01/2005 07:05)
hihihi lol b fijo a!
Ka soa dia izay ny bléme ko:diso mieriteritra loatra?sady misy namako izay niteny hoe marary b dia t@ za mbola tany dia rehefa eo am-panaovana azy any @ ilay sipa ny heriteritro
69. fijo ( 20/01/2005 21:57)
ka le namanao izany ratsy fanentanana ko
70. ja ( 21/01/2005 08:14)
ratsy fanentanana ahoana?
71. yonikafopl ( 22/01/2005 19:33)
ja asio anestesie hihihihih :-D :-P
72. poupounesana ( 23/01/2005 16:20)
:-D :-D :-D :-D
73. ikaretsaka ( 23/01/2005 17:46)
ko tsy mibidana be ohatran\'ny alana nify?
74. casper ( 24/01/2005 08:33)
Nena tsresaka 1ere foi fa ny ènieme foi:ra lany morse @resaka position ianareo d manorata aty @ko fa aty misy ny Kamasutra complé avec foto + conseil+inconvenian+avantage!fa tena mlay b lé izy...Oanzay manantena porno d tsy porno io fa sao d diso espoir eo fa d aza manoratra aty ra zany no tadiavina,ts PORNO io FA EDUCATION SEXUEL,grat8 io
75. fijo ( 25/01/2005 22:25)
ja ratsy fanentanana izany hoe tsy tsara ny safosafo sy ny orokoroka fa maika le bandy dia avy dia ny hampiditra fotsiny
76. mihanta ( 25/01/2005 22:28)
in njay zany? :-D
77. ja ( 26/01/2005 10:29)
non ka tsy maika izany fa efa miakatra tsara sy tena tataitra tsara voa manatsofika fa marary ihany e!
78. fijo ( 26/01/2005 23:05)
ka tsimaintsy misy marary kely ihany ko.rovitra ve tsy aheno mararay.
mihanta le zavatra e :-D :-D :-D
79. fijo ( 01/02/2005 22:01)
nga ela norovitina
80. mihanta ( 02/02/2005 19:18)
fijo hahahahahahah kay fijo mpandrovitra rido klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2304