efa nisy fotoana nanenenareo ny nisarahana ny ex ve

1. joda ( 08/12/2004 15:45)
efa nisy fotoana nanenenanareo ny nisaraka t@ ex ve teo @ fiainanareo :cry:
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:49
2. nananie ( 08/12/2004 17:00)
Tsia! :lol: Tsy misarasara-pôna anie e! Misy antony ao \'zao matoa misaraka.
3. jhouhlambout ( 08/12/2004 19:42)
:-D
4. chipie1 ( 08/12/2004 19:54)
za alou tsy nanenina e? :lol:
5. ramoul ( 08/12/2004 20:44)
Matoa enao zay nisaraka tam\' ex de nisy antony zay fa tsy nisara-sara-pôna am\' zao fotsiny!
Zah aloha tsy mbola nanenina zany, ary tena faly fa nahita ray tsara nohon\' le ex :lol: :wink:
Mazotoa mitady ze nisaraka
6. chipie1 ( 08/12/2004 21:18)
za alou mbola tsy nifanena!
7. chipie1 ( 08/12/2004 21:25)
fa ahoana no hiampita ? mifanao sali de samy lasa !
8. fijo ( 08/12/2004 23:19)
za efa nanenina.
9. loockx ( 09/12/2004 03:17)
possible kou nge we mbola tena mifankatia nefa tsy maintsy misaraka e. D any aoriana any misy kely iany le embona zay miteraka zvtr manakaiky ny nenina fa mbola tsy izy.
10. mimich ( 09/12/2004 07:35)
fijo, ntsôôôôôôôô
11. kally ( 09/12/2004 08:04)
Ny ahy indray nalahelo aho nony nisaraka fa rehefa nahita an\'ilay taty aoriana dia hoe soa ihany fa nisy fisarahana fa raha tsy izany kay saiky nangaina fa hafa lavitra ilay taty aoriana :-D
12. naritsimba ( 09/12/2004 08:30)
Ny lasa tsy anenenana, ary ny lasa fanadino.

Ny tena tsara dia izao: ny ankehitriny no andinihana ny ho avy fa tsy ny lasa akory, io no tena fijery vaovao, ary tsara ho entina mandritry ny andro iainana.
Ny misy anao izao no fanombohana fa tsy ny efa lasa tsy hiverina instony akory, satria ny lasa no nahatongavana @ ankehitriny ary ny ankehitriny izany no tsy maintsy anombohana ny ho avy rehetra.

Misaotra @ izay vonona hanaraka izany.

NARITSIMBA
13. tsiperifery ( 09/12/2004 08:31)
ny ex no nanenina nisarahana kouh ! hihihihihi
14. mimich ( 09/12/2004 08:49)
tsiperifery> zany an!!!!! , ndana ary vonjeo fijo fa mampalahelo e!e!
15. sechat ( 09/12/2004 13:06)
mimich> :-D :-D
16. sechat ( 09/12/2004 13:09)
mimich> :-D :-D
17. jhouhlambout ( 09/12/2004 13:43)
:-D
18. tsiperifery ( 09/12/2004 15:21)
mimich > mbola tsy niova filamatra za kah ! sady zahay 2 là tsy mifanao alehelon-kena !! hihi
19. lema ( 09/12/2004 18:59)
manenina ihany rehefa ny ambom-po no mampisaraka,za alou efa nanenina e!
20. yonikafopl ( 09/12/2004 19:26)
za koa aloha efa nanenina nisaraka t@ ilay voaloham-pitiavako izay e! tena hitako fa tsy nety ny nataoko, ary dia antony tsy dia manao ahoana loatra fa entin\'ilay ambom-po @ lazain\'i lema, ny eritreritro tamzany we za efa niteny taminao ny zavatra tsy tiako nefa mbola nataonao ihany de any ianao, zao vao nanenina we tena tsy rariny ny nataoko an\'ilay zanak\'olona. Nefa soa lavo hahay mamindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2451