efa nisy fotoana nanenenareo ny nisarahana ny ex ve
24. mihanta
(
11/12/2004 08:33)
humm mumu fijo mifanarakaraka foana an!
za tsy nanenina nisaraka tam ex-ko satria za tsy nanao ratsy k tsy enjehin\'ny eritreritro
za tsy nanenina nisaraka tam ex-ko satria za tsy nanao ratsy k tsy enjehin\'ny eritreritro
30. pseudo
(
28/12/2004 22:35)
za kosa njay lo tsaary mbô nanenona @io zany sady za tsy mahay na mandrary aza :idea:
naritsimba>tsy mba miombo-kevitra @se aho fa mifanohitra @ zany nena:\"NY LASA TSY MBA FANADINO FA IZAY REHETRA VITA DIA MIPETRAKA HO TANTARA\"...mbola misy tohiny :!:
naritsimba>tsy mba miombo-kevitra @se aho fa mifanohitra @ zany nena:\"NY LASA TSY MBA FANADINO FA IZAY REHETRA VITA DIA MIPETRAKA HO TANTARA\"...mbola misy tohiny :!:
31. ikaretsaka
(
02/01/2005 03:56)
misy mahamarina azy ny an\'i pseudo. matoa misy ny firaiketana sy ny tantara dia misy ilana azy ihany ilay lasa e
35. mozart
(
06/01/2005 11:18)
za aloha efa nanenina ihany eh! t@ le 1° , fa taty aoriana tsy koi tsony fa iray no lasa de......................kobonareo ny tohiny, fa ataoko anatra le nahavoa ahy t@ voalohany , satria tena tia azy aho, de izy no nanao ny tsy nety fa tsy zah, de zay no tena nampanenina ahy hoe zavatra tsy nisy dikany an! nanomboka teo dia \" tsy anenenako ny lasa fa ny teo za saika notohizana\"
39. sahary
(
07/01/2005 09:26)
néna zô le vôlouhany tsy tadidiko ntsony,fa le hiafarana no mbola katsahako mafy sô de misy any atoroy ana