fomba aona?

1. xxx ( 06/12/2004 02:07)
ra tena sincere d fomba aona ny tenenana olona oe enao ratsy be?
novalian'i fijo ny 09/12/2004 21:19
2. ravatorano ( 06/12/2004 07:33)
ilay hoe enao ratsy angamba mahitsy toraka laoatra fa izao no hitako mety tenenina tsotra izy hoe misy zavatra na toetra anananao tena tsy azoazoko mihitsy ,na tena tsy nety ilay nataonao na ilay notenenina iny ah fa mba ahitsio amin ny manraka
Ny fifampitenenana eo amin ny tena mpinamana dia mahatsara ny fifanersaserana ary koa mampiray bebekoa :D
3. poupounesana ( 06/12/2004 07:47)
ny fahitako azy toa resaka physique no tian\'i xxx ambara eto ravato ah! blessant foana rah vao izay aloha e! sarotrab mitsy!zà alou mbola tsy mahita fomba itenenana an\'zany gentiment eh!
4. chipie1 ( 06/12/2004 15:50)
eka sarotra ! :
5. bichette ( 06/12/2004 15:55)
fa ahoana kosa aloha no tonga dia tenenina ilay olona hoe enao ratsy be ? tenenina izy hoe ! la nature ne t\'a pas tellement gaté
6. tenio ( 06/12/2004 16:48)
Hihihihihihihihi
Fa maninona anefa no tsy maintsy tenenina aminy ilay izy e?? Raha toa ka mikoty anao izy ka izay no tsy itiavanao azy dia antony hafa lazaina fa mandratra olona kosa ny hiteny azy hoe enao ratsy be na dia atao @ fiteny malefaka aza.
7. kally ( 06/12/2004 19:34)
Raha endrika amam-bika no ratsy be,ianao angaha mahavita ohatr\'azy no dia handeha hanaratsy azy kosa?Ary ianao koa angaha moa dia tonga lafatra,mbola ratsy koa ianao ho an\'ny sasany.Tsy mety izany,rehefa tsy tianao dia ataovy fotsiny hoe tsy tiana fa aza haratsiana kosa satria mety mba misy olona mahita ny hatsarany ihany any.
8. fijo ( 06/12/2004 22:27)
eny wa ry kally.
bichette koa mahita hilazana zavatra an
9. mihanta ( 07/12/2004 12:39)
tsy misy oul ratsy eto antany fa ny fomba fijery no tsy mitovy k.
10. kinaoly ( 07/12/2004 15:08)
hihihi, zao anjamana raha mety : tsara enaou fa tsy genre-kou,
mihanta>marina zany ;-)
11. sechat ( 07/12/2004 15:13)
izay an\'i kinaoly zay kou tsara a! :-D
12. tsiperifery ( 07/12/2004 15:26)
na ratsy na tsara de tiavo raha anjara
f\'aza mainka izy hakodia, na sincère enao na tsia ...
13. xxx ( 07/12/2004 15:42)
kally sy fijo > i 3x anie tsy niteny hoe tsy tiany le ratsy be e ! Metimety ihany izany ilay tenin\'i bichette fa tsy ampy fotsiny .
\" La nature ne t\'as pas tellement gâté....mais je t\'aime qd même !\"
Samoina
14. nikopol ( 07/12/2004 16:47)
samoina zay no mety; ratsy be ianao fa afaka manann ihany na izany aza... de refa veo de we tô tsara be njay ianao zany, de amifarany vô we hay tena ratsy kaika ianao ty !

:lol:
15. fijo ( 08/12/2004 22:21)
hi,hi,hi,hi
16. chipie1 ( 09/12/2004 10:25)
ny aza mba voanizany ry nikopol ! :°)
17. fijo ( 09/12/2004 21:19)
chipie kosa ve de hanao an\'izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1435