Bandy lozan\'ny sipa

1. nikopol ( 09/12/2004 11:09)
Misy bandy tsy mahatanty mintsy refa lôzan\'ny sipa, fa ahoana ny mahatonga izany ?
ny ahy ateriko eny ambaravarana dia teneniko we miverena refa malalaka !
novalian'i fijo ny 05/04/2005 22:34
2. kerann ( 09/12/2004 11:36)
:-D :-D :-D
3. mumu ( 09/12/2004 11:43)
nikopol :-D
na bandy na sipa tsy matanty refa lôzana!
4. vegas ( 09/12/2004 11:50)
ka tsy mahazatra e :evil: :evil: :evil:
5. chipie1 ( 09/12/2004 12:03)
inn no tsy mahazatra?
6. fanja1 ( 09/12/2004 12:08)
chipie! ilay ilaozana e!!!!!! :-D
7. fanja1 ( 09/12/2004 12:09)
chipie ilay lehilahy ilaozan\'ny vehivavy hihihiih
8. vegas ( 09/12/2004 12:17)
ka fahita matetika kosa ara ve zany? matetika ny vavy fôna no mifitsaka hihihi
9. nikopol ( 09/12/2004 12:22)
za alou efa zatra ilozana e
10. vegas ( 09/12/2004 12:29)
tena kôzy? d mba ovay ny famindra ra zany.
11. chipie1 ( 09/12/2004 12:37)
fanga de natao ilaozana fona ve ny vevavy?
tsy misy resaka famindra fe refa tsy mety de misaraka !
12. chipie1 ( 09/12/2004 12:38)
:lol:
13. nikopol ( 09/12/2004 12:39)
vegas milay le lôzana kle ! andramo anie e!
Mody omena kadô nge le sipa e, amizay izy mihevitra fa izy no nandao, de falifaly ery, nefa elà atsy ambadika efa way (miratsiratra maso be ) :lol:
14. chipie1 ( 09/12/2004 12:44)
zany hono akia ry vegas a!
15. dezy ( 09/12/2004 12:44)
niko> tsy ratsy :-P :-D :-D :-D :-D
16. nikopol ( 09/12/2004 12:45)
chipie marina mintsy io ka : na sipa na bandy samy afaka mandé
17. vegas ( 09/12/2004 12:46)
chipie1> ka mapalaelo lery ra ilaozana fona kosa e, tsy aleo ve mba ovainy ny style? nefa tô fanahinina iany kay ny an\'lery
nikopol> ary koboko lé fikan\'la. amizay ve zany de afaka madiodio? lety tena tss. Atao ze hialany hoazy fa tsy tin\'la ve ny hanala azy? looooll
18. chipie1 ( 09/12/2004 12:48)
vegas de lasa amour par pitié njay ! tsy lasa zany klé
19. sechat ( 09/12/2004 12:55)
De ra tsy mety mande tampoka ndray le sipa ry nikopol fa enao tsinn mampalahelo be de ahôna? :-D :-D
20. mumu ( 09/12/2004 13:01)
nisy nandaka tany njay ra nikopol de mody be wa wa wa eo!!

refa tsisy tsony ilay fitiavana de aleo misaraka klé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2766