Bandy lozan\'ny sipa

21. sechat ( 09/12/2004 13:04)
:-D :-D :-D
22. vegas ( 09/12/2004 13:12)
sechat> fika ve sechat ho lany a
chipie1> tsy azoko. ny toetrany no tokony ovaina no tiko tenenina nge. mba tsy hialan\'ilay sipa ho avy manaraka eo.
mumu> tsy fisian\'ny fitiavana ve midika ho fisian\'ny fankahalana ry mumu?
23. nikopol ( 09/12/2004 13:22)
Mumu fa naninn za nodakan\'elà ? haiii ! marary :lol:
24. mumu ( 09/12/2004 13:32)
nikopol mbola ampiko raha mbola mitady!!

vegas misaraka tsy ho mpisipa no tiako tenenina ka fa tsy midika akory hoe manao ôtrany tsy nifankafantatra tsony!
25. ( 09/12/2004 13:34)
Dakao eo amin\'ny ambava fony (l)
Kay
26. nikopol ( 09/12/2004 13:38)
tssss
kai ! ataovy marary kely fotsiny
27. jhouhlambout ( 09/12/2004 13:42)
ka rehefa misaraka dia misaraka @ lafiny rehetra e!
28. nikopol ( 09/12/2004 14:29)
fa maninona marina ary misy bandy sosotra be refa lôzanle sipa, nefa le sipa efa tsy tia tsouny !
29. sechat ( 09/12/2004 16:31)
vegas> mba lazao ihany sao de mba azo ampisainay kou :-D :-D
nikopol> io le hoe niseho nilay de nidona @ rindrina satria na ny tsy tiany aza lasa nande :-D :-D :-D
30. mumu ( 09/12/2004 20:38)
ny bandy no tena tsy matanty satria misy resaka fierté!!
31. fijo ( 09/12/2004 21:39)
ny sipa no tena tsy mahatanty ka,sady maika ery amin\'io resaka hamono tena io nefa tsy sahy akory.
32. maditra ( 09/12/2004 23:40)
ha ha dia lasa anaovan-dry zalahy hatsikana fotsiny avy eo!
33. ikaretsaka ( 09/12/2004 23:59)

tsetsatsetsa ihany ity
hitako t@ bokina psykolojia fa raha sipa virja ka vitan\'ilay bandy hono no laozan\'ny bandy de tena manakaiky ny 80% io resaka \"famonoan-tena\" io
Izay tsy mino dia afama manao search @ net
dia jereo ny sucide sy ny deception amoureux sy ny psykolojian\'io!
34. ravatorano ( 10/12/2004 09:12)
marina ny kozin ikaretsaka izany fa za efa nahita stat momba io mihitsy ary raha namoaka fanadihadiana momba ny famonoan tena eto amin ny tanana ny service de rea eny amin ny hjra ampefiloha dia io no tena mpitranga amin ny vhv tsaboin dry zalahy ao fa nanao tentative de suicide.
ilay bandy laozan ny sipa ka mipararetra indray d vendrana tadidio letsy ny hiran i krutambull ah sipa iray v letsy d hampalaelo fa iray no lasa folo no tonga ah :wink:
35. nikopol ( 10/12/2004 09:19)
Za mba gaga Ravato, le resaka famonoatena alou za tsy hikôzy tsouny, fa le bandy lasa ratsy lou be refa lasa le sipa no tsindrinko, lasa manaratsy an\'le sipa hatrazaitraiza de refa veo kou raha manao sipa le sipa de le bandy iny no ilàna ady!
36. mumu ( 10/12/2004 17:42)
marina io ry nikopol!!
tsy azoko mintsy maninona nareo manao an\'zany?? :roll:
37. ikaretsaka ( 10/12/2004 18:58)
de inona ary no tsara e.. le mila ady sa el mamono tena?
38. mumu ( 10/12/2004 19:04)
samy ratsy reo!!
39. mihanta ( 11/12/2004 08:54)
ny bandy no tena tsy matanty refa ilaozan\'ny sipa.lé resaka famonoantena amiko tsy vahaolana mintsy.refa maty ianao d alevina ,lasa njay rasipa misolo olon kafa d enao ihany no voa mafy fa fiainana mitohy ihany.
40. ikaretsaka ( 11/12/2004 14:40)
nefa dia izany no fataonareo sipa araka io hitako sy lazain\'i ravatorano io ambony e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7415