Bandy lozan\'ny sipa
43. ikaretsaka
(
11/12/2004 18:27)
fa misy bedebe ny sipa manao an\'io an.. ny cas ana sucide @hopitaly bedebe dia saika io avokoa
45. ikaretsaka
(
11/12/2004 23:33)
dia tsy hay intsony e :!: mampalahelo mampangoraka nefa dia be ihany ny manao.. io lazain\'i ravatorano heo 80% io
46. poupounesana
(
12/12/2004 17:35)
tena mahonena mitsy zany nikopol rah io tantaranao io entinao eto io!!le bandy manaratsy sipa zany d indisy iray midika fa tena potika tanteraka t@ le sipa le bandy d tsy natanty nilaozana, donc midévaloriser iny fa aoka tsy ho ataonareo intsony!
le mamono tena indray alou d tsy azoko mihitsy! fiainana milay b ty v ry reto d hohafohezina @zay oll iray tsy tia!rah ny vazaha alou tsy mahagaga raha betsaka eh!zareo ange tsy mahalala ny koba eh! :wink:

47. chipie1
(
12/12/2004 18:58)
ikaretsaka> pff fiainako mandalo ity ve de hovonoiko amze lehilahy? :-D :-D :-D
48. vegas
(
12/12/2004 19:09)
chipie1> marina nenao, fa tsy mitovy dôly ny cas ny sipa. Enao mety oe manjakely de ahita fôna isaky ny kihondalana, fa ny sasany mety vô nahazaka bôgany indray mande sady nanomé toky fatratra .....
49. chipie1
(
12/12/2004 19:25)
vegas> tsy misy resaka manjakely zany fa ny fiainana ane mitohy e? anjaranao no manamboatra sy mandamina ny fiainanao ...
50. mihanta
(
12/12/2004 19:47)
vegas inn no olana nefa? hihihihi.
na manjakely kou aza anie iray ihany d ampy éé
na manjakely kou aza anie iray ihany d ampy éé
51. dezy
(
13/12/2004 08:08)
kay klé!!! ndao mba hiresaka tsika sy njy chipie ra manjakely njy a @ zay za zany tsy hamono tena ra sanatria ka misaraka tsika :* :* :-D :-D :-D :-D
53. mumu
(
13/12/2004 08:22)
dain kou ry dezy tonga de manararôtsa be tssss!!!
zany ilay atao hoe manararô-paty ngamba!
zany ilay atao hoe manararô-paty ngamba!
54. dezy
(
13/12/2004 10:31)
o ry mumu a, tsy hoe manararao-paty fa tsy aleo ve miaraka @ manja e,misy sipa sady tsy de tsara nefa ra Lucie luck be qui parle plus vite que les levres :-* :-D :-D :-D zany moa chipie oooo :-*
56. kinaoly
(
13/12/2004 12:12)
houhouhou,
na iza mandao na iza mandao, atao ôtsan\'ny tsy misy n\'inn fotsiny fa zay azany no vao maika tena marary :twisted: , matetika ny bandy refa mandao sipa ka tsy miseho le sipa we malahelo na klk sôz comça de le bandy njay no gaga we tsy taitsa mintsy le sipa, de aveou rasipa lasa mihamanja be (par expérience on s\'améliore) de efa eny antsanjin\'ny sasany vao miwawa be le bandy we tikou enaou fa miverena (fanitarana io an) :^)

57. mumu
(
13/12/2004 12:17)
kinaoly :-D marina io an!
chipie1 njy ilay manjakely resahiny fa tsy z an! aza mody miala bala eo!
Dezy ôka re!! :°)
chipie1 njy ilay manjakely resahiny fa tsy z an! aza mody miala bala eo!
Dezy ôka re!! :°)