Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
12/11/2004 09:48)
Mivoatra ve ny style?
Zah anisan\'ny mpakafy ny tononkalon\'i Rado... izy angamba no azo lazaina fa teteza-mita eo amin\'ny poeta tranainy sy poeta ankehitriny... satria raiamandreny izay niaina ny rindra taloha sy ny hain...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 11/12/2004 23:34
hery
(
12/11/2004 09:33)
Misy sahy ve?
Napetraka koa ity lohahevitra vavolombelona ity mba hametrahana ireo vokatsoa hita teto amin\'ny serasera indrindra ny maha namana... Efa henoko ihany fa misy tokantrano miorina atsy, misy zaza teraka...
tohiny
novalian'i dadabe ny 25/06/2005 18:08
kitjo
(
12/11/2004 08:23)
Dago: vidiam- bola ny rano @ pompy
Ahoana ny hevitrareo?
Toa mety ihany manko amiko saatria misy olona mandany rano fts sa :?: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:16
naritsimba
(
12/11/2004 07:58)
OHABOLANA sy HAIN-TENY
Raha misy amintsika te-hahalala ny hevitry ny ohabolana na hain-teny Malagasy dia afaka apetraka ato ny fanontaniana ny momba izany fa ho ezahina ny hamaly azy satria misy ireo izay sarotra ny manakat...
tohiny
novalian'i lombe ny 24/01/2017 17:12
kitjo
(
12/11/2004 07:57)
Fanamarinan- tena sy fanaratsiana ny hafa
Asa ianareo aloha, fa oh ahy, tany Dago:
rehefa misy olona miresaka fivavahana, ka vao manaratsy ny hafa fts, na tsy finoako aza no aratsiany,dia heveriko ho secte.
AMiko ny filazana fa NY AZY IHA...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:33
fatsoraly
(
12/11/2004 05:47)
raikitra ny revy
raikitra ny revy ao Israely, fety be e! Faly avokoa na ny mpitondra na ny mpanohitra.
Iza koa no hirevy @ izao fihafaran\'ny ramadama izao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 13/11/2004 13:59
mll
(
12/11/2004 00:17)
tsy matory
2 ans ny zanako ,taitra fona izy isaky ny @ 2h du matin ary tsy matory raha tsy 1 h apres
sao mba misy afaka ny hanampy sy manoro hevitra fa tena manahirana be le izy, za mbola tsy te ho any @ dokot...
tohiny
novalian'i watafon ny 10/01/2005 16:02
fijo
(
11/11/2004 23:12)
mitady hira
nijery ireo hiran\'i ricky tato aho ry zalahy ka hitako fa misy ilay hira tsara be iry tsy ao.
misy ilay hoe\" ny foko anie eeee,homeko anao tsy misy fetra aaaa\"
koa raha misy mahay dia mba hampidi...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:22
lema
(
11/11/2004 21:20)
ny fitiavana teo @ malagasy
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany....
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 23:18
six
(
11/11/2004 12:40)
fahamarinana sy fahamasinana
Mahagaga ihany ny fitondrana am zao fotoana zao, tenenina lava ny fahamarinana sy fahamasinana, avy eo, miara-miasa amin\'ny fiangonana, toa vice-président mintsy aza mou am fjkm, ny sasany trésorie...
tohiny
novalian'i six ny 19/11/2004 10:41
six
(
11/11/2004 12:22)
vola be an\'olom-bitsy
Nahazo fiara mora be, mitentina 7 miliara eo ho eo fotsiny ny fitambarany ny olom-bitsy teto am tanàna, d mahantra hono ny gasy,
betsaka nefa ny hoe sômera eto dago,
tsy azo neverina ve ny mba h...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:26
xxx
(
11/11/2004 04:48)
Andriamanitra sy ny Architect
Ikaretsaka ihany ny mitantara fa XXX ity de ataoko XXX
Indray andro hono dia tafaresaka Andriamanitra sy ny architecte ary niresaka momba ana conceot sy design.
Dia nizesta t@ Andriamanitra hono n...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2004 22:09
ramoul
(
10/11/2004 22:05)
Mile raison pour draguer les filles
Il existe plusieur façon (à mon avis) pour draguer les belles filles.
Les plus utilisés sotn:
1-Le regard dès la 1ere vue(le regard ki tue)
2-La tendresse de la parol (par sa douceur)
3-La ba...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:18
booboo
(
10/11/2004 18:31)
kaiamba
iza @ reny hira ireny no tena ankafizinareo indrindra ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 21:21
booboo
(
10/11/2004 18:21)
toetra
inona ny raha efa nahazo anareo ka hitanareo hoe normale beee nefa tsy azon\'ny lehilahy mihitsy ? Ohatra : ny vehivavy mila miresaka na dia zavara kely tsisy dikany aza nefa tsy normale @ lehilahy mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:47
kally
(
10/11/2004 08:36)
Fananan-tany,inona no tandremana?
Be dia be izao ny mivarotra tany atsy ,mivarotra tany aroa,mitady tany ho vidiana sns, izay mahay lalàna na manana trai-kefa,inona ry reto no tokony ho tandremana tsy ho voasoloky fa misy koa mantsy ...
tohiny
novalian'i sheran555 ny 18/07/2005 14:58
fatsoraly
(
10/11/2004 02:18)
soisa
hono ho aho? Lany ihany ve ilay volavolan-dalana mamela malalaka ny fifohana rongony \"malefaka\" any Soisa?
Tsy mandeha intsony angamba ny bankin-dry zareo dia mitady fidiram-bola hafa? hahaha...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 21:54
fatsoraly
(
10/11/2004 01:59)
Tana in love
ahoana ity Tana in love @ zoma ity toa tsy mba misy artista mpanao kalon\'ny fahiny sahaza anay efa zokinjokiny mihitsy? Izaho anefa mba te andeha!...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 21:59
kally
(
09/11/2004 18:24)
Tsy an-kamerin-taona dia ho aiza?
Napetraky ny ministeran\'ny fampianarana izao ny atao hoe \"classe de la réussite\", tsy misy mpianatra mahazo mamerin-taona intsony.Ny mahaloza azy anefa dia tsy hoe terena ny ankizy hahazo salan\'i...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 05:31
nikopol
(
09/11/2004 16:47)
Sipa maimbo toaka
Ahoana indray ny fahitan\'elisany ireny sipa maimbo taoka be ireny ? :lol: ...
tohiny
novalian'i deghany ny 25/08/2005 13:13
