vola be an\'olom-bitsy

1. six ( 11/11/2004 12:22)
Nahazo fiara mora be, mitentina 7 miliara eo ho eo fotsiny ny fitambarany ny olom-bitsy teto am tanàna, d mahantra hono ny gasy,
betsaka nefa ny hoe sômera eto dago,
tsy azo neverina ve ny mba hanaovana investissement an\'io vola io hanorenana orin\'asa ahafahana mampiasa olona izay ts manana asa, sa tsy azo atao mintsy ve ny mieritreritra an\'zany ao ambony ao fa d arahina ara-bakiteny ny voalazan\'ny baiboly we \"ny manana mbola hanana, ary ny tsy manana ny kely ananany aza mbola esorina aminy\"
mampieritreritra!
ahoana ny mba hevitrareo?
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:26
2. fijo ( 11/11/2004 20:19)
iny aloha dia zavatra mamoehatra tena nibaribary nataon\'ny fitondrana maro nisesy e.mba tokony hovana ngambany io fomba fiasa io fa tena tsy mety.
3. ramoul ( 11/11/2004 20:55)
zany kosa efa tsy fanaovana tsinontsinona ny vahoaka madinika tsony é!
D manin\' zao ra omeno asa ny sômera na anorenana trano ny tsy manana,zay vô manao izay tiana ry zreo ao :x?
4. fijo ( 11/11/2004 22:36)
izay ilay hoe fahefana e.ahafahana manitsaka.
5. fatsoraly ( 12/11/2004 00:06)
Arakaraka ny fihavian\'ilay vola io ka! Raha vola nisasarany dia ananany fahefana ka avelao ampiasainy @ izay tiany anaovana azy. Raha volam-bahoaka kosa dia tokony hiverina any @ vahoaka (na mivantana na an-kolaka) avokoa.

Raha izaho izao ohatra ry Fijo manana ariary zato, tsy azonao baikona aho hoe ataovy rakitra daholo fa mety hividianana anandrano etsy @ marche aux capucins no itiavako azy :lol:
6. kitjo ( 12/11/2004 08:25)
Tsy maharaka an\' ilay resaka za fa iza ilay olom-bitsy dia volany madiodio nisasarany sa volam-panjakana= volam-bahoaka?
7. ravatorano ( 12/11/2004 09:29)
raha ny fanjakana no manao fandaniana toy izany izay vola b tokoa entina fotsiny hividianana fiara d tena mamohehatra tokoa satria ny ankamaroan ny malagasy izao tena efa miferinaina mihitsy amin ny fiakaran ny vidim piainana nefa ny fahefa mividy mihena andro aman alina.
Zé tonga eo manao ny danin ny kibony avokoa
tsy mifanaraka ihany koa ny fizarana ny harikarena eto madagasikara ary hita fa misy tokoa ny fitongilanan ny fanjakana amin izany fizarana izany ary hita taratra izany izao.
8. kitjo ( 13/11/2004 14:01)
Tara aloha za @ le tantara fa marina dol le voalazanareo fa hoe

iz ale nahazo tobil mora be e? d volan\' iz ano nividianana azy?
9. six ( 15/11/2004 10:49)
tsy efa arakao am\'zay ve ry kitjo!
raha tsia d izao ary,
nahazo fiara daholo indray ny CHEF DE REGION eto am tanàna! ny vidi\'nny iray ts latsaky ny 200 millions eo fotsiny, d mba ataovy ny kajy tsotsotra!
ny vola mazava wazy fa ts anazy manokana!
10. ravatorano ( 16/11/2004 09:11)
six>hay v izay eh somary manitsy kely an zay za satria ny fiara izay ampiasan ny chef de region dia tsy andry zareo manokana izany fa an ny fanjakana izay no nanaovana an ireny ho palque rouge daholo.
:wink: :wink: :wink:
11. six ( 16/11/2004 10:21)
ravatorano ah marina zany, fa na izany aza, :wink:
12. fijo ( 16/11/2004 23:26)
raha an\'ny fanjakana aloha ilay izy tsy koi e.fa ity fiara soratana amin\'ny sasany ityno tsy voako.
fatsoraly>tsy itako izay hifandraisan\'ilay resaka capucins,sa te ho fantatra fotsiny hoe mahalala an\'i marseille?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3399