fahamarinana sy fahamasinana

1. six ( 11/11/2004 12:40)
Mahagaga ihany ny fitondrana am zao fotoana zao, tenenina lava ny fahamarinana sy fahamasinana, avy eo, miara-miasa amin\'ny fiangonana, toa vice-président mintsy aza mou am fjkm, ny sasany trésorier am flm, tafiditra doly e, za ts hoe ts mpino fa mino tanteraka,
fara-faharatsiny izany mba arahina izay lazain\'ny baiboly
tsy tadidiko tsara fa toa misy hotr\'zao ao
\"sambatra ...... tsy nanan-trano aho nampiantranoinareo, nangetaheta aho nampisotroanareo....\"
ny fahitana azy anefa toa mifanohitra am\'zany ny atao:
- ravaina ny tranon\'ny olona (Ivato) ny fjkm mintsy no nampandrava
- ny rano am paompy lasa vidiana (50 f par seau)

moa ve ts ny mifanohitra tanteraka amin\'izay voalaza no ireo hita ireo?

mahagaga!
novalian'i six ny 19/11/2004 10:41
2. kally ( 11/11/2004 12:47)
ka ny fahamarinana sy ny rariny no tena olana : raha ny marina dia misy olona mandoa hetra misolo ny sarambabem-bahoaka mandoa ireny rano @ paompy ireny ka raha ny MARINA dia tokony izay hampiasa no mandoa nefa TSY RARINY raha ny MARINA no ampiasaina, ka asa!!!
3. loockx ( 11/11/2004 14:07)
Iza mou no tena tsy mandoh ny volan\'ny JIRAMA? ny voalohany rah tsy diso ny fitadidiako d ny sampandraharaha tantanan\'ny fanjakana no tena betsaka ao anatiny. D rariny v rah ny vahoaka madinika izay efa mitrongy vao homana ndray no andeh handoa vola amrano? tsy vao maika v zany hamono azy? ny vidimpiainana efa iaraha-mahita. Tsy aleo aloh ny an\'ireo no takiana zay vao mitaky amvahoaka madinika?
4. fijo ( 11/11/2004 20:17)
ilay resaka fandravana trano aloha dia tena tsy rariny sady tsy aradalana.
fa ity resaka rano ity kosa amiko manokana dia tsara io satria izay no fomba hanombohana hanomezana andraikitra ny olona mba tsy hozatra amin\'ity tolorampotsiny ity.
5. ramoul ( 11/11/2004 20:45)
Atao ahoana tsony moa fa izay ilay hoe fivoarana ko!
Raha ny trano aloha dia tsy rariny mintsy é!, efa nolazaina tam\' vahoaka retra ny fananganana ny 35000 logement; kanefa mandrak\'ity ny androany tsy nisy nitsangana, fa 20 no vita de tapitra teo ny asa; nefa ny eo ravana toy ny tao Andravohangy sy ny any Ivato.Hoaiza daholo ireny olona noravaina trano reny?
6. fijo ( 11/11/2004 22:10)
hoany amindravalo na hoany ampiangonana.
7. fatsoraly ( 11/11/2004 23:54)
six> azoko tsara mihitsy ny teninao ary sambatra isika afaka maneho ny hevitra ananantsika tsirairay.

Ilay fandravana trano tsy asiako resaka satria tsy ananako ny antsipirihany.

Ilay rano lasa vidiana dia hitako fa izay no metimety kokoa raha eto Antananarivo.
Raha omem-potsiny sahala @ taloha dia tsy tsapan\'ny olona mihitsy fa harena sarobidy ny rano ka lanilaniany fahatany fotsiny. Tsaroanao ve ny andro lasa nahafeno \"paompy\" madeha tsy misy manidy eraky ny arabe? Nahoana ny teto Antananarivo navela hanary rano toy ireny kanefa tany Atsimo kere fa tratry ny hain-tany?
Tsy vidiny akory raha io 50Fmg io ary tsarovy fa na ny firenena mandroso aza dia mikajy fatratra ny rano toy ny harena sarobidy indrindra (Amerika avaratra, Eraopa)
8. ravatorano ( 12/11/2004 10:19)
Amin izao fotoana diavin ny vahoaka malagasy izao v izay saika ny 80% dia tena mahantra avokoa ary tsy hahatakatra izany rano vidiana izany.Raha toa ka mba nisy fiovana ny fiarikariam pirenena ka miantraika mivantana any amin ny vahoaka ilay fandrosoan ad tsy maniinnona raha asena mandoa vola ry zareo vao misotra rano.
Manaiky aho amin izay fa raha mbola toy izao ihany ny vary efa arivo izao ny kilao eto tana , ny ehana niakatra koa ny vidiny(iny moa defa vitsy no mahatakatra an iny), mofo , ary tsy ho ela dia hiakatraka koa ny frais amin ny taxi be eto Antananarivo ka asa lahy !
Io rakoto nahalatsa panenenana anay nifidy sy niaro an ity fitondrana ity ny zava misy amin izao fotoana izao satria miha mahantra ny vahoaka>Ekeko fa betsaka ny lalana vita , nisy ezaka nataon ny fanjakana fa tsy tena any amin ilay hery lehibe izay mitana ny aim bahoaka.
rahamitohy izao d ho sahirana io fitondrana niarahana nanagana io ary dia amin ny ora farany hisian ny fitsarana vao hiharihary eo ry zareo d asa fotsiny
Ny fandrodanana trano io d mampalahelo mihitsy fa raha tsy trena mahay ny fandehany dia aleo mijanona sady raha io no hazavaiana eto dia mbola mila fotoana lava b mihitsy fa nuy mba azoko lazaian dia izao ny juge de refere v afaka mamoaka didy mihatra ato amintsika.Lalana avy aiza ary taiza no misy an izany .resaka lalana izany manahirana satria samy manao izay hi interpreteny azy avokoa ny mpahay azy ka d aleon ny tena mihen satria bado ka miandry fa gasy d mino foana ary miharitra foana .Hitroatra ho aiza tsony moa eh izay zany kouh
9. fatsoraly ( 12/11/2004 10:28)
ravatorano ah! Ianao moa mipetraka ao Andoharanofotsy? Aza mividy vary any intsony raha arivo ny kilao fa etsy Tanjombato fitonjato ny kilao. Sa ny anao tsimaintsy riz de luxe?

Io rano vidiana io indray dia i Ra-Patrick no (Oops, ingahy ben\'ny tanana mantsy e) tompomarika @ io fa tsy ny fitondrana. Izany hoe miovaova isaky ny toerana misy anao io e!
Ny tatsy Ambohijanaka izao nandoa vola foana hatr@ izay dia nahoana no Antananarivo renivohitra izay faritra anisan\'ny manan-karena no hiantahanta tsy handoa?
10. six ( 15/11/2004 10:31)
ary aona hatram\'zay ts natao reny e?
fijo> mety marina mintsy io hevitr toi io!

11. fijo ( 16/11/2004 00:59)
io lalana io ravato marina fa samy mandika azy araka izay maha mety ny azy,fa ny lalana aradrafitra toa io.(juge de refere mitsara zavatra )tanteraka io tsy misy lalana milaza izany a.indrindra raha efa nanao procedure ny droit de prescpription acquisitoire ry zareo ary efa nahazo constatation de mise en valeure izany tsy misy tokony azo hataovana izany intsony.raha te hanaraka lalana izy tokony nanao appeln\'io constat io satria ny appel suspensif.dia avy eo indray hita izay hanohizana azy.fa tsy avy dia ravao fotsiny toa izao.
12. fatsoraly ( 16/11/2004 02:37)
afa-po izanyy ianareo izao fa nahato aloha ny fandoavam-bola @ \"paompy\" an !
Ny tokony ataonareo izao dia misaotra an\'ingahy ben\'ny tanana :D
13. ravatorano ( 16/11/2004 09:01)
fatsoraly>tsihitanay izany vary 3500fmg eny tanjombato izany.tsy voatery riz de luxe kosa no ho hanina eh na be vola aza.Izahay aloha mamboly vary any Madirovalo ka tsy d any ny olana fa ilay hoe vary amidy 3500fmg ity.

Raha alaina 3400 fmg izy io eny amin ny grossiste d milaza fa maty antoka ny mpivarotra satria houzy ry zareo hoe mbola misy frais eo amin ny 50fmg isaky ny kilao eo farafahakeliny , 50fmg isakky ny kilao kkkoa ho an ny docker mpibata an iny gony iny.Izao koa aza hadino fa ny gony 50kg dia tsy milanja arak izay fa latsaka 1kg na mahery aza io ilay fomga fiteny hoe tsindron\'antsy eh.....
Izany no tsy hahitana an io vary io eraky ny mpivarotrasatria tsisy tombony ho andry zareo ary amin izao izany hanao asa soa izany toa tsy hohita intsony .

fijo>marina tokoa ny fanazavanao ary tena tsisy tomika fa minia mandika izany ry zareo manapahefana ka ino atao ary.Ny trano rava nohon ny fanitsakitsahana ny lalana misy.

Marina tokoa fa dia misaotra an Ingahy ben ny tanana amin ny filazany fa ahato manomboka anio ny fividianana rano eny amin ny pompe an ny fanjakana ireny mandrapà aloha........
Mahafaly aloha izany eh fa tokony hitarina hatrany Ambohijanaka izany sa ahoana fatsoraly ?
14. fatsoraly ( 16/11/2004 09:06)
o ravatorano ah! sao dia Tanjombato mihitsy no tsy hitanareo? Aleo Antananarivo renivohitra ihany no tsy ampandoavina ka. Ambohijanaka aoka handoa rano ihany sao dia lasa any daholo indray ny katrams!!!
15. six ( 16/11/2004 10:18)
ka zao fotsiny ihany indray anie hono no tsy mandoa fa mbola ho hita eo indray izay tohiny e!

ny lalàna marina anie hono tsy hita izay maha-lalàna azy raha ts misy mandika e! izany we ireo ts manaraka azy an!
16. fijo ( 17/11/2004 22:12)
six amiko ny olona mahay mandika lalana ampisainana dia tena tiako sy hajaiko mihintsy satria mahay izy.fa raha bontolo be toa io tsy ao mihintsy.
ravato>lery ve any australy ahita izay vidimbary ao tanjombato fa mba resaka ny azy.
le resaka pompy aloha marina fa tsy fotoanany izao ny hampandoa vola ny vahoaka,fa za dia mbola milaza fa hilaina io fandraisana anjara io hoan\'ny tanana.ary raha zatra mandray handraikitra nyvahoaka dia moramora kokoa ny handaminana ny rafitra rehetra.
17. six ( 19/11/2004 10:41)
fijo hehe kôôoooozy!!! marina klou zay fa ra bdb hanao hotran\'zay mety hanao aona ny tohiny, sa we raha samy mahay doly ve ?

le rano anie tokony we mba recouvrement kely fa ts tonga d am vidiny hotran\'ny le vidiana reny e! mba hafa raha zay fa le teo tonga d mitovy, araka le lazain\'ravatorano we ny mahatra ihany no vao may mijabaka satria ny rano tonag ao an-trano aza mora! okay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9637