toetra

1. booboo ( 10/11/2004 18:21)
inona ny raha efa nahazo anareo ka hitanareo hoe normale beee nefa tsy azon\'ny lehilahy mihitsy ? Ohatra : ny vehivavy mila miresaka na dia zavara kely tsisy dikany aza nefa tsy normale @ lehilahy mihitsy zany.
tsy natao hifanakianana fa natao hifankazoanana bebe kokoa.
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:47
2. pitchou ( 10/11/2004 19:01)
tsy azon\'ny lehilahy mihitsy hoe tsy voatery hitovy hevitra aminy ny vehivavy! raha tsy manaraka ny heviny na manohitra ny heviny d efa blablabla be mihitsy (jereo ange ato @ forum e! :D ) dia miampy kalifikatifa iray kamio!
3. pitchou ( 10/11/2004 19:50)
an an an! tena tsy tantinareo mihitsy le hoe tsy manaiky ny hevitrareo, tsy azonareo mihitsy izany hoe tsy ny hevitrareo ihany akory no mikaonty ato!
4. fijo ( 10/11/2004 20:58)
izay indrindra.ny vehivavy dia saropiaro dia tsy hazonay mihintsy ny antony.
5. ramoul ( 10/11/2004 20:59)
samy manana ny heviny avy isika rehatra, na lahy io na vavy.Mila mifanakalo hevitra koa nefa isika fa zay no nahatonga anao sy zah ho iray ihany ( :* )
Fa ra tsy mifanaraka am\' ny hevitro alo de aleo ande rery any é! :lol:
6. fijo ( 10/11/2004 22:40)
zany ry sipa an.henoy izahay.
7. jhouhlambout ( 11/11/2004 09:07)
8. poupounesana ( 11/11/2004 17:00)
ny ahy alou d izao no fataoko: samy manana ny namany avy izahay mitsam! tsy mijery ny phone-ny aho, izy koa tsy mijery ny phoneko, mivoaka izy indray2, zà koa mivoaka ndray2 samy manana ny alehany ndray2 miaraka!(ny tsy itovizany alou d izy misotro fa zà tsy misotro sady tsy mifoka no tsy miloka saingy zà be namana ary ny namako alou d masculin pluriel eh (ms ce sont seulement mes amis!) zà tia mandihy,mihira, manao billard, etsetra2) d tsy misy wawawa fa d mandeh milam zahay eh! fa misy bandy tsy d\'accord @zany eh! azavaiko le tsy maha d\'accord an\'le bandy :le enao indépendante iny eh, toa manao zay ataony (nefa tsy tena mitovy akory ny atao)le enao tsy d miankina @ny ary indrindra2 le enao tsy d sarotiny @ny (en apparence fotsiny anefa io han!!) kay zany ny bandy tiany ihany rehfa izy le tenitenenina matetika io, tena tiany enao le saropiaro d manontany azy hoe \"ho aiza indray zao\"! aza anontanina azy mihitys ange zany eh! mbô ho hitanareo ny réaction-ny!fa tsy azon\'lehilahy mihitys zany hoe enao koa mba manana ny \"revinao\" eh!d iny ny ahy no mba tiako tsindriana, tsy hoe maditra akory ny sipa na d mivoaka alina aza no sady b namana ! zahay sipa koa anie mba mila manala stress eh, on a besoin de se détendre parfois! fa raha misy bandy tsy matanty an\' zay d mety @ny mitsy le fitenenana hoe \"mahana ny mpanao ratsy eh\"
9. pitchou ( 11/11/2004 18:38)
fijo> ka nenareo aza fitiavana voalohany efa lasa mbola mamaky loha anareo, d tsy azonay mihitsy kou! asa ze saro-piaro @zany
10. fijo ( 11/11/2004 22:15)
zay anie tsy saropiaro fa mba te ahalala e.
izahay anie raha mivoaka alina ka manana ny feno e,fa nareo raha mivoaka alina manana ny banga.izay no tsy hitovizana.
11. ravatorano ( 12/11/2004 10:03)
fijo >hihihihih marina izany kah meric razokiny
ny joba anie ka mitomany b te hitovy amin ny kofa eh fa izay aloha tsy hisy mihitsy .
Ny kofa no lohan ny fianakam \'s ka raha biby tsisy lohany tsy mandeha ka tokony manana hevitra lalina sy ambony foana ny kofa ary afaka manapakevitra irery amin izay fa tsy tokony hiandry an ilay joba.Toetra tokony hananan ny lhl io ary tokony haneken ny vhv azy mba hampirindra ny fiainana ary izany koa tsy mahasakana ny fifanakalozan kevitra
12. dezy ( 12/11/2004 10:08)
zany we ra tena izy zany no tiany vhv ambara de samy mande ,samy mitady?? fa nga tsy azo atao ny mifanaraka we 1 fois / semaine miaraka de izay mahafaly ny 2 no atao??
13. sipagasy ( 12/11/2004 19:12)
eny wa ry dezy, raha mba tahaka anao daholo ny lehilehy annnnn
14. poupounesana ( 13/11/2004 06:30)
hoan\'i fijo manokana, d maninona rah manana ny banga zahay d nareo manana ny feno rah ohatra ka tsy mieritreritra an\'zany na nareo na zay?zay ane le efa noteneniko foana hoe mahana ny mpanao ratsy eh!ny banga banga eny foana rehfa tsy vonona ny hameno zay mihevitra ny tenany ho manana ny feno! fa rah tena zay ny problemanareo daleo zahay hamorona \"anona\" vy eh.... d ny fanotanina mipetraka indray d hoe apetraka aiza ny lakile, hany eh?
15. dezy ( 13/11/2004 08:28)
inn klou ny dikany SARO-PIARO e inn ny foto-teny fa tsy de tena fantatro lotra e. poupoun>aty @ko ny 1 de any @ fijo ny1 de any @ ramaso ny1 hihihihihihih :-D :-D :-P :-P
16. pitchou ( 14/11/2004 05:54)
nen\'i ravatorano moa izany dia biby ny ankohonany fa tsy dia misy dikany tsy misy fotony, tsy mila fantarina akory izay heviny fa izy ihany no hanapa-kevitra ka akory atao! mampalahelo izy! d izany no \"mba\" mampirehareha azy! mahavita mangeja olona!
fijo> ny tianao lazaina izany dia tsy mila anao ny ao an-trano fa avelao ho banga ao an! kou inona moa izany no hiverenana fa tsy d any dia any e! d avelao izay afaka hameno ny banga sy hekena hameno ny banga no haka ny toeranareo dia vita kabary!
poupoun> tsy mila anontaniana azy akory izany akia a! ny zavatra tedaviny ange d ny hangeja an-dry e!
17. poupounesana ( 14/11/2004 06:31)
marina akia ny anjy ry pitchou! fa ngah misy ho voagejany zany koa eo eh!!
dezy, koa tsy aleo tsy asiana lakile rah izay ihany?
18. kinaoly ( 14/11/2004 11:44)
ravatorano> :( , kozy ve less zany ? na t@ andron\'ny bebeanay aza efa tsy zany tsony less ny fisainana, samy manana ny lanjany doly na lahy na vavy, tsy misy hevitra ambony sy ambany zany fa zay hevitra mety sy mitombona ary mahasoa ny tokatrano (na ny couple) no raisina,
elà zany ambony fona amretsaretsa, de zay zany vao tena andefomandry le vady , hihihihi :-o
19. fijo ( 16/11/2004 01:17)
kinaolyhomeo ahy aky ny lakile fa hiadana ndry a.marina anie izany e.tsy havelako hobanga intsony.
pitchou>fa ahoana izahay no tsy hody le.ny revy no vita fa tsy ny tokantrano ko.ndry angaha.
20. pitchou ( 20/11/2004 15:22)
fijo> ie! vita ny revinareo fa ny banga navelanareo tsy ho fenonareo intsony kou inn mou zany fa d ataovy tsara tso-drano zahay hahita ze afaka hameno ny banga e!
poupoun> ariany any ny laiklen-njy vao eo njy no raisina! na ny vao maika loza raha omena bandy tsy fantatsa any!gay! aza miditsa @zany ankia a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1566