toetra
81. poupounesana
(
19/02/2005 14:05)
votre correspondant est encore okupée! laissez votre msg aprsè ce msg et elle vous répondra qd elle sera vraiment libre =)) =)) =)) =))
88. poupounesana
(
28/02/2005 08:15)
diso fijo fa ny bandy no tena mpanao an'io zà mba naka tahaka fotsiny
91. booboo
(
01/03/2005 22:43)
hihihi zay lé bandy yonika a : " zamé caontan " ouz chipie1 zay hihihihihihihi
94. poupounesana
(
20/03/2005 06:51)
aiza akory! tsy mitovy mitsy zany han! le bandy tsinnn akaikin'ny atao hoe bandit (tsy le moto han, iny tsara fa le bandit de grand chemin reny)
95. fijo
(
25/03/2005 00:18)
inona ary no atao hoe bandit de grand chemin fa maro mantsy no tsy mahalala azy io.ary maro no diso hevitra momba azy io.