toetra

41. pitchou ( 12/12/2004 16:51)
fijo> hitako enao madositra sipa kou!
fa ny hiantso an\'i karetsaka kou mbola resaka hafa: d ho soloiny karetsaka v le lakile teo? raha tsy ñila raharaha kou!
42. fijo ( 14/12/2004 00:11)
ka ny sipa anie bleman\'ny bandy foana e.tsy mbola azo tadiavina,hoariana manahirana miraikitra.
43. poupounesana ( 21/12/2004 17:41)
so d i fijo ihany io tian\'i fijo resahina io! i fijo hono manko tena zany mitsy!sady kay hono fijo tsy virja zany tsony akory! zà ane mafantatr\'oll eh!! :^) :^) :^) :^)
44. fijo ( 23/12/2004 21:30)
pou pou a,za wa enoina fa aza ny olona izany.efa we mbola izy aho wa
45. poupounesana ( 25/12/2004 10:55)
ka zao koa anie ry fijo e! aleon\'ny sipa le bandy le b expérience! sao enao mihevitra hoe zany no hahazakanao sipa ato :-P :-D :-D :-D :-D
46. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:55)
poupou> arakarak\'le sipa io
47. pitchou ( 28/12/2004 19:16)
:-D :-D :-D
ka tsy we tsy mihaino an\'i fijo ange i poupoun fa mihaino ny hafa e!
48. fijo ( 28/12/2004 21:00)
ka poupou anie izany tia sisa e.aferany indray izay fa tsy ahy ka
49. pitchou ( 28/12/2004 23:59)
lasa ndray! tssss!
50. fijo ( 29/12/2004 23:15)
ka inona indray ary ,ambiny ve
51. poupounesana ( 08/01/2005 06:47)
zay no mahavoa an\'i fijo! miteny2 foana d tsy henoin\'ny oll d aveo mimenomenona eran\'ny tanana! efa hoe mandreraka b le mbola mampianatra d aleo le efa misy experience! azon\'i fijo v zany eh? ka rah ohatra zany sisa le b experience koa tsy ny bandy rehetra eran-tany zay mbô mety2 rehetra lazaina fa sisa daolo
52. pitchou ( 08/01/2005 18:38)
f\'hita wa ry poupoun
53. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:55)
hmmmm tambaranareo 2 baby njay fijo an... eny hao e..
54. poupounesana ( 09/01/2005 08:36)
te hitambarana koa ngah ikaretsaka eh?
55. fijo ( 11/01/2005 22:08)
ka ny bandy anie ry poupou mamela sisa foana e.
56. poupounesana ( 12/01/2005 17:49)
misy tsy mamela kah! fa misy amelana aza koa :-D :-D :-D :-D
57. fijo ( 12/01/2005 23:03)
aiza ,rehefa vita ny non verba dia iza no mamela sisa eo.
58. pitchou ( 13/01/2005 00:35)
taiza ndray no nisy virja nahay an\'zany fijo? tsy mazava enao ity ka
59. poupounesana ( 14/01/2005 12:48)
f\'hita wà ry pitchou! na enao ry fijo tsy izy intsony na lasa @vava daolo le izy fa ny pratika aotra (zéro bory2 zany eh)
60. fijo ( 20/01/2005 22:12)
ka mila hanaovanao pratika kely aho ngamba ry poupou ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3151