mitady hira

1. fijo ( 11/11/2004 23:12)
nijery ireo hiran\'i ricky tato aho ry zalahy ka hitako fa misy ilay hira tsara be iry tsy ao.
misy ilay hoe\" ny foko anie eeee,homeko anao tsy misy fetra aaaa\"
koa raha misy mahay dia mba hampidiro ao na mba alefaso eto azafady.
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:22
2. loockx ( 12/11/2004 04:15)
sao d we \"fa ny foko anie, efa babo tsy ankisala\" no izy ry fijo? Rah izay teneniko zay d \"taratr\'hazavana\" no lohateniny. Fa ny tonony tsy ananako aloh e. Misy tsy tadidiko ny sasany mantsy.
3. ikaretsaka ( 12/11/2004 05:40)
jereo fa misy ao anaty tonokira ao e.... de ao miaraka mitady partitions
4. bichette ( 12/11/2004 15:27)
inona tokoa ny tena titren\'ilay hiran\'ni poopy hoe sombinaiko izy .....
5. chipie1 ( 12/11/2004 15:57)
bichette \"tahio\" no titre aniny hira iny
6. yonikafopl ( 12/11/2004 17:59)
bichette sy chipie1 kosa e! mba jereo kalou le tononkira tadiavin\'i fijo vao mitady ny anareo njay e!!
Za kalou ry fijo tsy mahay ireny hira ireny fa raha hiram-pivavahana de haiko saingy ...
7. chipie1 ( 13/11/2004 14:22)
yonika> ka tsy haiko ilay hira tedaviny i fijo de ilay any i bichette no aiko de novaliako ! ;-)
8. pitchou ( 14/11/2004 06:32)
hita hoa! efa betsaka no lasa nijery ny tonony d mandra-piandry d aleo ny an\'i bichette no jerena indray e! aiza d hiahanahana eto mandritra ny lera firy kosany!
9. bichette ( 15/11/2004 16:01)
melsi chipie1 :-*
fijo > hita ve ilay hira ? izaho aloha tsy mahay ilay hira e !
10. xxx ( 15/11/2004 16:16)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=hira&id=9
11. xxx ( 15/11/2004 16:19)
fijo >

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=hira&id=92
12. fijo ( 15/11/2004 23:06)
misaotra betsaka ra X an.izay anie no mahatsara ity x ity e.mamaly fitia ihany indraindray.ok e
13. bichette ( 16/11/2004 09:55)
xxx merci
14. fijo ( 16/11/2004 21:57)
nga bichette koa nitady an\'io hira milay be io?ao fa irantsika io amin\'ny fety e.dia ny namana rehetra no miara mihira azy.
15. hokie ( 22/12/2004 15:37)
Efa nisy nahita ve io serie tv gasy io? (adolantsento)..mba ahoana hono?
16. fijo ( 22/12/2004 21:22)
tsy mbola hitanay izany ry sipa an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2938