Sipa maimbo toaka
1. nikopol
(
09/11/2004 16:47)
Ahoana indray ny fahitan\'elisany ireny sipa maimbo taoka be ireny ? :lol:
novalian'i deghany ny 25/08/2005 13:13
2. nikopol
(
09/11/2004 16:52)
ramaso, le moly tsy de hita firy fa le tôka tonga de mamofona be !!!!
4. dezy
(
09/11/2004 17:06)
tsy mampahita tory fa otrany pobela mitsy sady mihesona ra eny an-dalana njay de mampieritreritra ra sipa mihaja :-D :-D :-P :idea:
5. nikopol
(
09/11/2004 17:07)
Misy milaza fa ny sipa manamoly hono mandrimandry maso malemilemy fijery ! za alou mbola tsy nahita e!
6. faniry
(
09/11/2004 17:43)
ô ry nikopol,ka le vava maimbo v no tianao sa le fijery mandrimandry?
ary nenareo bandy na tsy nisotro toaka aza ao daholo na frôma na vava na helika.
ny sipa na d maimbo toaka aza mbola mampite hanoroka ihany :-D
ary nenareo bandy na tsy nisotro toaka aza ao daholo na frôma na vava na helika.
ny sipa na d maimbo toaka aza mbola mampite hanoroka ihany :-D
7. faniry
(
09/11/2004 19:10)
raha maso no nentin nanoroko d tsy afaka ninjamiko ny masonao ramaso à.
k ny vavanao mintsy no indramina anoroka anlé sipa maimbo toaka :*
k ny vavanao mintsy no indramina anoroka anlé sipa maimbo toaka :*
8. fijo
(
09/11/2004 20:39)
raha mba apero aie no natao tsy koi fa raha le tena katry lava ireny ve ry papa tsy hampandositra le.
10. nikopol
(
10/11/2004 08:28)
Ramaso sy fijo, ary raha sipa manja be nefa maimbo toaka be de ahoana lety?
11. faniry
(
10/11/2004 09:28)
tsy mbola nahita sipa manja maimbo toaka b zany aho,sao d ny vavanareo bandy nanoroka azy kousa no maimbo
12. pitchou
(
10/11/2004 19:06)
samihafa angaha ny fofony raha sipa no maimbo toaka na bandy o maimbo toaka?
le bandy efa nisotro topaka sy mpisotro toaka ireny izao mankafy be an\'izany mihitsy!
le bandy efa nisotro topaka sy mpisotro toaka ireny izao mankafy be an\'izany mihitsy!
13. ramoul
(
10/11/2004 21:22)
reny kouas alo tsy afeniko fa tena tsy reveko é!
Na ny manoroka an\'reny ary zao efa makan-dou b :lol:
fa afa ihany nge pitchou ny bandy maimbo tôka sy ny sipa maibo tôka é! samy afa mintsy zany;
le bandy efa mahazatra, fa le sipa tena tsy lasa
Na ny manoroka an\'reny ary zao efa makan-dou b :lol:
fa afa ihany nge pitchou ny bandy maimbo tôka sy ny sipa maibo tôka é! samy afa mintsy zany;
le bandy efa mahazatra, fa le sipa tena tsy lasa
14. fijo
(
10/11/2004 22:46)
raha sipa manja no maimbo toaka nefa tsy mamao dia tsy maninona ,fa raha le katry be ireny tsy lasa ka.
15. rivorijasoa
(
11/11/2004 01:20)
Sady lé sipa ange rehefa tena katry be tonga dé tsy mahatsiaro hoe efa misokatra ange ny varavarana fa ny rideau sisa manakona ny ao amin\'ny salon e! 8O
17. vegas
(
11/11/2004 17:36)
Maimbo tôka inona aloha izy ty fa ôtrany tsy mazava tsara? Misy tôka manitra iany mantsy njainjay ka sao hiova evitra eo lisany. Cognac, whisky, rhum, spiritueux......????
18. pitchou
(
11/11/2004 18:49)
ho an-dramoul izany samihafa ny bandy maimbo toaka sy ny sipa maimbo toaka e! ny nahafahany nampitaha ilay izy angamba tsy idirana lalina fa fantatra fotsiny hoe efa nandramany!
rivorijasoa> angaha nenareo tsy idina ny varavarana fa adanadana rehefa misotro? hafa indray izany sa miantso kil angaha! ary ny bandy rehefa tena katry be (otran\'ilay sipa resahanao) indray manahoana? sao dia dodo daholo ny rehetra na dia \"tsy voahidy aza ny varavarana fa rideau fotsiny no manakona ny salon!\"
fijo> fa le bandy lasa fôna na katry be aza angaha!

19. ramoul
(
11/11/2004 21:25)
pitchou> zah tsoriko am\' nao fa efa nanadrana matoa miteny!
ka ny an\' bandy nge ny varavarana misokatra fôna, fa ny an\' sipa refa katry ry zareo de tonga de ôtran\' tsy teo mintsy ny fisokafany é!
ny bandy lasa fôna na katry b ndray tsy mahovoka araky ny fiheverako azy alo! :-P
vwaiazy ray mety tsy vitany :-P