Sipa maimbo toaka

21. pitchou ( 14/11/2004 06:06)
lasa aiza ra-fijo?
ramoul> dadany indray izany! zay teto vao nisy sahy niteny fa efa nandramany daholo! na lahy na vavy! tena efa mivoatra marina enao ka!
22. fijo ( 16/11/2004 23:04)
lasa lavitra ka
23. pitchou ( 20/11/2004 15:28)
fa angaha tsy tadidinao ntsony ny lalana mody no lasa lavitra enao?
24. fijo ( 22/11/2004 22:10)
tadidy fa mba niaraka tamin\'ny akama ko
25. poupounesana ( 27/11/2004 07:10)
tsatsa njay ramoul han!
26. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:57)
ao popou an
27. pitchou ( 27/11/2004 20:31)
zay le mahavoa anareo bandy gasy! ny zavatra ataonareo ihany no tsy tantinareo averina aminareo! faly ery zao ramoul mizesta @ ze nataony tany d nefa rehefa tratra tsy arak\'io fa be vava manenjika ery!
28. fijo ( 29/11/2004 23:08)
nareo sipa ary misotro taoka be koa e.
29. pitchou ( 02/12/2004 18:39)
asa! zà alou tsy misotro mihitsy e! nisy sipa nandany ny rezervan\'i fijo njay nga nandalo tao?
30. fijo ( 02/12/2004 22:09)
dia mba laniako koa ny rezervako raha izay ko.
31. pitchou ( 03/12/2004 17:56)
d manao course mandany ny rezervanao zany nareo d vetivety d lany kou
32. fijo ( 07/12/2004 00:08)
asa ko
33. ikaretsaka ( 12/12/2004 01:47)
eny tokoa hoa
34. pitchou ( 12/12/2004 17:32)
ramaso> tttttssssssss! hitanao sa hainao aiza izay aty? otran\'izao kosa ve ny ataonareo d ho tiako? mba meteza eo @ toeranay!
35. ikaretsaka ( 12/12/2004 17:41)
fa raha vazaha no manoa an\'izoa de tsy maninona?
36. pitchou ( 15/12/2004 07:41)
karetsaka> d avela eo zay rehetra manao otran\'izao kou! na gasy na vazaha! fa misy foana tsy manao otran\'izao
37. fijo ( 15/12/2004 21:18)
izay indrindra.aza manao hoe bandy gasy satria misy ny tsy manao toa izay.
38. pitchou ( 16/12/2004 06:15)
fa tsy nareo ato! nareo ato manao an\'zay daholo raha ny firesakareo!
39. ikaretsaka ( 22/12/2004 14:50)
nga raha miresaka dia manao...
40. mihanta ( 22/12/2004 16:24)
manao inn njay zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2946