Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naritsimba
(
08/11/2004 08:26)
TATITRA NY FANDEHANANA TANY ANTSIRABE NY 5-6-7 Novambra 2004
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra
Vita sy tontosa soa aman- tsara ny fandehanana tany Antsirabe izay nokarakaraintsika \"Fikambanana namana serasera\", izany moa dia natao t@ 5-6-7 Novambra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 20:59
xxx
(
08/11/2004 06:45)
Profety
http://www.prophetofdoom.net/ ...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 04/12/2004 19:41
xxx
(
08/11/2004 06:36)
tsy anenenana ny mijery azy
tena zefa ra izao kôzy e!
http://www.prophetofdoom.net/toc.html :-D...
tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 10:47
xxx
(
08/11/2004 06:35)
Doma!!!
tena zefa ra izao kôzy e!
http://www.prophetofdoom.net/toc.html :-D...
tohiny
siid
(
07/11/2004 15:25)
album BODO
Mba mitady album Bodo re e :( !
manao \"collection\" ny album Bodo rehetra izaho @zao.
Mitady ireo album taloha toy ny \"SOMBINAIKO\" na \"ZA TOMANY\" mihitsy izaho nefa tsy mahita :roll: :oops: :...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2004 21:31
mihako
(
07/11/2004 12:30)
tononkira RAHA FITIA (l)
Bezoro daolo.
Sao d mba mis mahay na manana lé tonokiran\'ny RABL lé \"RAHA FITIA\" iny ? Nataon\'i Sitraka iz t@ final Pazzapa. :lol:
Misaotra melou e.
Tsara b ity forum ity.
Biz daol...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/12/2004 17:17
rrodin
(
07/11/2004 05:03)
06 nOVAMBRA 2004
forum 8O sendra hitako ary dia zaraiko eto fa misy hodinihina :-P
8) :!: :?:
AMBOHIMANGA
MITSINGERINA androany ilay andro nahalevonan\'ny Rova. Dia mba niezaka nikaro-baovao momba izany ny t...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:36
fatsoraly
(
07/11/2004 02:28)
Teny fankaherezana
Tsy hiady hevitra aho fa ho fanalana ny ahiahy @ isika mino ny Baiboly dia mba hitondra teny fankaherezana.
1) Mifampivavaha mba tsy ho mora voarebireby isika ka tsy hisalasala na dia kely akory ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 22:14
xxx
(
06/11/2004 21:54)
Mpihira gasy tsara feo indrindra
Mba mila ny ny hevitrareo, iza no mpihira gasy tsara feo indrindra :?: ...
tohiny
novalian'i marina50 ny 18/04/2005 19:21
maditra
(
06/11/2004 01:33)
mampitombo point
Niezaka namaky ny resaka ato amin\'ity forum ity aho tato ho ato ka mahita fa misy zavatra tena tsy misy ilana azy no voateny ato. Misy izay tokony handeha any amin\'ny hatsikana no lasa any amin\'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:20
tsilan
(
05/11/2004 19:53)
Fandrodanana trano teny Mamory Ivato
Ahoana marina ny mikasika azy ity eh?
Efa ela mantsy io no teo, saingy tsy nisy nikitika moa ny fehezan-dalana koa dia milaza fa ny fiangonana dia tsy mahazo mizaka fananan-tany fa mihindrana fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:01
joda
(
05/11/2004 18:12)
resaka interet sy vola sisa ny fitiavana ankehitriny
asa re inona no antony tsy misy fitiavana madio intsony :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 21:28
joda
(
05/11/2004 18:10)
amin\'ny fotoana inona no tena maha mamba ny joba e
@ fotoana toy ny ahoana no maha mamba ny joba :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:43
bekorontana
(
05/11/2004 12:58)
histoire de madagascar
http://membres.lycos.fr/fbiratsy/temoignage4.htm...
tohiny
novalian'i vale ny 02/10/2005 14:45
william
(
05/11/2004 11:14)
Ny ray ama-ndreny sy ny zanaka
Tsy fantatro raha mitovy hevitra amiko ianareo fa isika malagasy matetika dia tsy sahy maneho fitiavana loatra, indrindra eo amin\'ny fifandraisan\'ny ray aman-dreny sy ny zanaka
ka mazana tsy dia af...
tohiny
novalian'i titakely ny 28/11/2004 09:07
chipie1
(
05/11/2004 10:46)
ohabolana momba ny vady
inona avy no ohabolana momba ny vady ainareo ?
-raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovy mande!...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 22/02/2005 06:09
bichette
(
05/11/2004 10:11)
Volo miongotra
Miarahaba ny rehetra. Inona ny fanafody na hevitra hampijanona ny fihintsanam-bolo. Moa ny farehitra ve dia tena misy vokany tokoa ? Ankoatran\'ireo pilina ohatra hoe cystine sy nutricap sns, misy fo...
tohiny
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:30
iharantsoa
(
05/11/2004 04:05)
ilay olo tiako izay ...
eritreritra sendra nandalo ilay tantaranay sy Tony, tovolahy tsara tarehy, manaitra avy hatrany na dia tazanina lavitra aza, tsotra dia tsotra anefa ny toetrany, ny tsikitsikiny mambabo avy hatra...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 22:42
fatsoraly
(
05/11/2004 03:23)
Box
ahoana ny hevitrareo @ ireny mpivaro-mangahazo ireny? Tsy ilay izy eny @ sisin-dalana no tiako tsipihina fa ilay fandrahoany azy:
Efa mihoatra mitafotafo be ilay vilany dia saromana \"harona\" plasti...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:26
fatsoraly
(
05/11/2004 02:33)
ahoana marina?
Nareo ve nahare an\'ilay \"honohono\" fahiny hoe ilay 1lahy taloha hono rehefa manao sampy dia manitsakitsaka Baiboly?
Dia eo no apetrako ny fanontaniana hoe fa inona no mahatonga ny olona hanenjika ...
tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:22
