amin\'ny fotoana inona no tena maha mamba ny joba e

1. joda ( 05/11/2004 18:10)
@ fotoana toy ny ahoana no maha mamba ny joba :-D
novalian'i fijo ny 25/01/2005 21:43
2. mialymirana ( 07/11/2004 11:35)
non¨tsy izany fa araka ny sain\'ny mampilalao no indraindray mahamamba na tsia ny sipa
3. jhouhlambout ( 07/11/2004 21:12)
rehefa lalaovina ve?
4. anjaratia ( 08/11/2004 08:10)
rehefa hainao ny mandray azy araka ny tokony ho izy !rehefa tsotra aminy koa ianao dia mande ho azy
5. tintin ( 08/11/2004 08:44)
fa mamba inona fa betsaka anie ny maha mamba é
6. naritsimba ( 08/11/2004 10:16)
rehefa mamba noana.
7. kinaoly ( 08/11/2004 11:43)
refa diavolana hono, :-D (cf: ovulation) hihihi
8. tenio ( 08/11/2004 16:47)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay
9. vegas ( 08/11/2004 19:17)
fa taiza mbola nisy jôba tsy mamba ry zalà a? :°)
10. fijo ( 09/11/2004 00:29)
marina ry vegas
11. ravatorano ( 09/11/2004 10:01)
misy ny joba mamba lava toy ny nympho zany ary ao ireo frigide tsy mamely mihitsy fa ny joba mamba foana kah hihihihihihihi
12. jhouhlambout ( 09/11/2004 10:25)
Fa miankina @ famambàna azy no mha-mamba na tsy maha-mamba azy :-D
13. tenio ( 09/11/2004 14:31)
Rehefa tonga any Andavamamba
14. fijo ( 09/11/2004 22:45)
ao ambany tetezana ve? :-D :-D :-D
15. petale ( 24/11/2004 15:22)
hihihi!!!!!
za mamba fona isaky ny mahita le olotiko é!
sady mila ampiana izy hiady amin\'ny cancer ;-)
a+
16. fijo ( 24/11/2004 21:53)
mampalahelo izany.
17. faniry ( 25/11/2004 21:22)
lol b tenio,aiza ny lalana mankany andavamamba fa za t ho mamba
18. fijo ( 25/11/2004 23:14)
any amin\'ny voay
19. poupounesana ( 26/11/2004 07:13)
ngah any andavamamba ihany vao posibla ho mamba?
20. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:27)
le inona ramaso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2786