Volo miongotra

1. bichette ( 05/11/2004 10:11)
Miarahaba ny rehetra. Inona ny fanafody na hevitra hampijanona ny fihintsanam-bolo. Moa ny farehitra ve dia tena misy vokany tokoa ? Ankoatran\'ireo pilina ohatra hoe cystine sy nutricap sns, misy fomba natoraly ve azo ampiasaina ? misaotra tompoko
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:30
2. chipie1 ( 05/11/2004 10:33)
mila hanapahana kely le volonao, le farehitra ndray efa nandramako fa tsy nandaitra lotra!
3. nikopol ( 05/11/2004 11:01)
Aza mifampisotombolo refa manao zavatra.... :lol:
4. lanto ( 05/11/2004 11:04)
saika tsy himehy aho :))
5. tsondjo ( 05/11/2004 11:54)
ny rano ampiasainao rehefa manasa volo ihany koa jereo fa ny aty an-dafy anie ka tena be \"calcaire\" be ny rano é! rehefa manontsana azy @ farany dia somary asio voasarimakirana ny rano (mila mampiasa zinga & sô injiko ry bibi @ izany )
6. ramoul ( 05/11/2004 13:49)
ka zah kounkou mihitsam-bolo
chipie1 ny voloko tsy mety tapahana tsony fa efa mihitsana de tsy misy esorina tsony (sola kleyb) :lol:
bichette sô de nyshapoo ampesain\' njy no tsy manjary?
7. mafa ( 05/11/2004 16:40)
O!!! ry bichette a!,fa maninona no miongotra ny volona e!!!! fa ngah efa antitra (vazivazy daholo \'zany e!!!!!) :lol:
andramo lo le farehitra,sa....?
8. rambofrau ( 05/11/2004 22:14)
Fa izahon koa aty tena miongombolo be dia ny fanafody nampiasaiko??????tonga dia notapahana fohy kely,sady tsy dia hita vakivaky izy aminizay,ny andro efa ho ririnina.....brrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr. 8O
9. ikaretsaka ( 06/11/2004 13:52)
le manasola io aloha no hitako tena tsy mampiongotra volo.. isaky ny 2 taona eo ho eo dia boriana fohy kely (ny anahy solaiko mihitsy)
ary marina daholo ireo an-dramaso ireo (raha traitement volondoha)
o ry zavavy an.. mbola hiverina ho lava foana anie io volo io na tapahana aza e.. tsy aleonareo le hanapahana kely de miverika lava mateza toy izay le lavabe nefa miongotra?
10. tafita ( 06/11/2004 23:17)
:-*
11. xxx ( 07/11/2004 01:33)
rehefa mihamatvy ihany koa dia mihitsam-bolo, ohatran\'ny akoho sy ny vorona. Mahazo aina izany ianareo matoa mihintsam-bolo. Na koa inareo ilay atao hoe tsongoin\'olom-bolo dia lasa ny volonareo.
12. chipie1 ( 08/11/2004 11:30)
ramaso> volondoha no resaka eto!!
13. ikaretsaka ( 08/11/2004 13:58)
ramaso sy chipie> hahahahaha :-*
14. chipie1 ( 09/11/2004 16:37)
ramaso > refa tsy mahalala de tsy miteny!!
15. chipie1 ( 09/11/2004 17:23)
:lol:
16. sipagasy ( 09/11/2004 20:56)
inona izany resaka tary izany ry ramaso?? mba zarao kosa é!,

oups nivaona ilay resa-bolo teo azafady
17. bekorontana ( 10/11/2004 05:55)
aza mibango volo wa faleo hikorotana any
18. bichette ( 10/11/2004 08:59)
misaotra anareo rehetra nanome conseil (hoy ny vazaha) sy torohevitra
dia harahiko ilay izy izany. Ilay farehitra marina aloha tsy haiko na tena mandaitra fa ohatran\'ny vao maika mihitsana e ! sa mahery loatra no nanaovako azy tsy haiko.
misaotra ny rehetra e
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
19. bichette ( 10/11/2004 09:01)
efa noboriana ny volo tamin\'ny herintaona dia boriana indray ve ? dia tsy ho lava volo mahitsy ve ? manao traitement aho izao dia lazaiko eo ihany raha mandaitra, dia arahako koa ny voalaza eto e afatsy ilay hoe solaina angaha :-D
20. ikaretsaka ( 24/11/2004 15:51)
oooops kay mo i bichette no nanontany...
azafady 2 le solaina fa neveriko fa 2 lehilahy e :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2593