Volo miongotra

21. ikaretsaka ( 28/11/2004 18:11)
ary raha solaina @ zao ririnina izao dia tsy miala bonnets? na misarondroha?
22. chipie1 ( 29/11/2004 13:51)
aiza kouss!
23. nikopol ( 29/11/2004 14:49)
Tsy ampy vitamine X angamba no mahatonga ny volo miongotra
24. ikaretsaka ( 30/11/2004 01:40)
possible koa izay
25. bichette ( 30/11/2004 10:11)
tsy fantatro indray na x na tsy x ny vitamine tsy ampy fa manao traitement aho dia ohatran\'ny mandeha ihany ilay izy, schampoing a base de quinina vidina any amin\'ny farmacie ilay izy ho an\'ireo izay mila, sady lasa matevina tsara ny volo, tsy mora tapatapaka no tsara no tsy miongotra
26. rurik ( 07/03/2005 15:04)
Tena marina fa ny rano sy ny toe tany koa angamba fa izaho koa dia tena miongobolo.tsy hoe mihinana ny atsemboan'ny sasany akory à :lol: :lol: :lol:
27. yonikafopl ( 07/03/2005 21:26)
bichette sotraamletorohevitra fa ny volokoefa rambon-totozy sisa . Le rano mihintsy io
28. bichette ( 08/03/2005 07:44)
yonikafopl > toetrandro koa angamba aky io a ! tsy misy fisaorana aky a !
29. rurik ( 06/05/2005 17:30)
raha ny ahy moa dia tena tsy haiko intsony izay hataoko e tena mihitsana be ary na ny menaka hataoko aminy aza tsy haiko mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1582