tononkira RAHA FITIA (l)

1. mihako ( 07/11/2004 12:30)
Bezoro daolo.

Sao d mba mis mahay na manana lé tonokiran\'ny RABL lé \"RAHA FITIA\" iny ? Nataon\'i Sitraka iz t@ final Pazzapa. :lol:

Misaotra melou e.

Tsara b ity forum ity.

Biz daolo :-*
novalian'i xxx ny 18/12/2004 17:17
2. ramoul ( 08/11/2004 13:17)
aôna mo zany hira zany fa tsy tadidiko tsony mihako?
mba anôvy sominy kely we zah sô de mba tadidiko ihany ny ambiny ?
3. xxx ( 18/12/2004 17:17)
salut daholo
ô ry mihako a! sao d diso ianao tsy nataon\'i sitraka izany iny tam final pazzapa fa zah mba nanaraka akaiky kosa e! hira 3 avy no anjaran\'ny candidat dia ny an\'i Sitraka a! ANKINO an\'i BODO dia HIRA an\'i BESSA sy LÔLA dia avy eo tsy haiko bny titre-ny fa hiran\'i LALATIANA
Fa na izany aza tsara b io hira an\'i Rabl io ka! raha ny fitia no fitia dia tsy haiko fa milay b ka
Ok daoul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407