kaiamba

1. booboo ( 10/11/2004 18:31)
iza @ reny hira ireny no tena ankafizinareo indrindra ?
répondu par fijo le 06/01/2005 21:21
2. fijo ( 10/11/2004 20:47)
ie io kotrobaratra io no tena milay
3. ramoul ( 10/11/2004 20:54)
samy milay dôly reny
marina mints zany fijo a! tsy misy tsara nohon\' kotro-baratra.
Fa le gorisa gorisa iny kounku mbola milay mintsy an! :-D
Ôh gorisa gorisa! âh garazy garazy garazin\' akondro; samo ako le izy? tsy tadidiko tsony klé! :-D
4. fijo ( 10/11/2004 21:12)
ie sady signaly fiantsoanay sipa io tany mahajanga.mody mandalo eo amindry zareo dia misioka an\'io mafy be.dia mivoaka i kala.
fahiny e
5. loockx ( 11/11/2004 03:13)
Le mahajanga an\'Rija Oelijaona iny kou zany tian\'i fijo?
Fa le losogno anao iny kou nge milay e, le misy we \"ny elanelantany aza atao mahaketraka\" iny.
:cry:
6. ikaretsaka ( 11/11/2004 04:22)
io lazain\'i look\'s io ny ahy no tiako
7. raketrika ( 11/11/2004 09:14)
aporatiana
mbola ho avy
anjaratsika roa
super 7 , dede fenerive , jean freddy
8. lanto ( 11/11/2004 09:25)
ary ilay afom-pitiavana ? io koa tsara e !

....mpifankatia efa vita fanekena
no lavina fa hoe manimba firenena....
9. angie ( 11/11/2004 09:49)
1- Efa nisy roa andro zay oo tsy nahitako an\'azy e...


2- Tsy diniko aro, tsy diniko eky e, ny tsy hahita anao anaty andro maromaro...



10. chipie1 ( 11/11/2004 11:07)
iza re iza iza no afaka anambara fa olona sambatra !
tsy aiko oe iza no miira azy fa kaiamba mba tiako kou
11. mumu ( 11/11/2004 11:59)
nenà kou io lazain\'ny lookcx io no tena tiako tena mampitomany mintsy io hira io injainjay!! ..... \"ny elanelantany aza atao maha ketraka aminao lalanda mieritreritra e aza adino fa ataô e misy olon-tianao fara faha ratsiny e taratas alefaso .....\" :( :(
kotrobaratra sy hiran\'ny Ejema iny kou milay!!!
12. fijo ( 11/11/2004 20:39)
mumu a aporatiana mionona ro.ny nandozako anao aty ka tsy nahy.
io koa nama tena milay an.izanyhoe milay aby fa arakarak\'ilay zavatra tsaroana e.
looks>ny ahy izay mikasika an\'i mahajanga dia tiako aby.tany no naha be ahy ko.
13. mumu ( 11/11/2004 20:55)
fijo atsiarovako an\'ny jangil kou ny hiran\'ny kaiamba za tany no teraka!!
14. ramoul ( 11/11/2004 21:09)
Ianao no tena tsara,
zany nomba hevitra.
zay nandalo anao dia,
tsy mba nahafa-po anao.
...
Io no tena tsara mintsy; ton\' d vôdona tsara ny sipa mpihodina am\' io hira ray io :-P
15. fijo ( 11/11/2004 22:45)
mumu teraka tany?hitako ndry tiako ko.
16. booboo ( 13/11/2004 18:01)
-naôna akosa akia no nandosiranao \'lay foko mbola tia eeeeee ?
-fa lasan\'olon-kafa any ny malalany sa malalanô mou ?

Ny anà koa lé kotro-baratra iny no tiako indrindra
17. mumu ( 15/11/2004 08:14)
fijo :-*
18. fijo ( 15/11/2004 23:10)
lelika mumu kosa rangahy a
19. mumu ( 16/11/2004 09:01)
fijo :?: :roll:
20. fijo ( 16/11/2004 21:58)
mahatsiaro andramaso ndray nga mumu?no manontany maso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2461