kaiamba

41. angie ( 02/12/2004 09:08)
mumu: ahoana mou akia io hiran\'ny ejema io? Mba omeo sopapa kely fa tena tiako fa tsy misy tadidiko na kely aza. melsi :)
42. fijo ( 02/12/2004 20:45)
eny wa,efa tsy tsaroana intsony le izy.tamin\'izahay mbola nanao taxi brousse ve no ireny foana ko.
43. ikaretsaka ( 06/12/2004 05:37)
rara hihira i mumu de omepo partition :-P
44. mumu ( 06/12/2004 07:50)
efa hoe za tsy mahay mihira zany!!
:oops:
45. chipie1 ( 06/12/2004 11:16)
ountsss! marina ve zany lenga be zany ry mumu??
46. fijo ( 06/12/2004 22:09)
ih,ih,ih ramaso io an.
mihira moa i mumu e
47. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:25)
aza manafin-talenta kos\'e
48. mumu ( 07/12/2004 09:35)
efa hoe za tsy mahay, mandihy iany no haiko fa chipie1 no tena mahay mihira!
49. nikopol ( 07/12/2004 17:08)
mumu zany an! \"manahiragna \" kay ny titra an\'ilay ejema reveko ! fa tiako kou le njarina banou ka !
50. chipie1 ( 07/12/2004 18:13)
aiko anao tia zaho ouh ouh ouh ee
aza adino eny e!
mamanao tsy tia zaho
eko ianao malaelo ouh ouh ee....
zay ngamba le manahiragna ny parole raha tsy diso za!
51. mumu ( 07/12/2004 18:42)
chipie1 mahay annnnn
niko tsy haiko njay io!
52. mumu ( 07/12/2004 21:06)
ry ramaso zany kou tsy mahay mihira a!!
53. mumu ( 07/12/2004 21:16)
alefaso ary hoe!!
54. chipie1 ( 08/12/2004 21:28)
ie ramaso mihira miaraka aminy francis turbo mou ?
55. chipie1 ( 08/12/2004 21:33)
ah ok ramaso! i mumu mandihy mety ho complet ny ekipa ato am serasera zany fa za hanao spekta !
56. mumu ( 08/12/2004 21:37)
mba nijery tany amin\'ny vetso ny serasera za fa tsy nahita an\'izany ramaso zany an!
57. mumu ( 08/12/2004 21:43)
tsy hitako wa!
58. mumu ( 08/12/2004 21:47)
efa nampiesaiko!
59. chipie1 ( 08/12/2004 21:51)
zany ve ny honnete ry ramaso? mba manotany le oul de valiana fa tsy oe ampesaho ny maso
tsss :
60. chipie1 ( 08/12/2004 21:56)
ka raha tsy hitany aza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519