kaiamba

21. yonikafopl ( 19/11/2004 17:58)
nena ry reto tiako doly ireny kaiamba reny a!! rehefa hiram-pitiavana ny ahy de hummmm
22. mumu ( 19/11/2004 21:19)
fijo ountssssss!!!
23. fijo ( 22/11/2004 20:43)
asa ko,manontany maso ko za ve mahalala.
24. mcfy ( 28/11/2004 01:49)
mumu> tany jangil v njy no teraka?
zà tany no reraka. :lol:
25. mumu ( 28/11/2004 10:53)
mcfy reraka??? izy nandreraka an\'toi tany??
ramaso sao de mba latsahan\'ny varatsa eo an!!
26. chipie1 ( 28/11/2004 14:10)
mumu> anjay kouss hihihi :-D
27. nikopol ( 28/11/2004 15:34)
Misy hiran\'i Ejema zay tena reviko be ! tsy tadidiko ny titre fa le sujet no tadidiko ! sipa no mihira azy fa tsy tian\'ny maman\'ilay kofa izy ! slow io an!

28. mumu ( 28/11/2004 20:39)
nikopol ilay jarina banou ngamba zany milay be iny!!!
chipie1 :-D
29. ikaretsaka ( 28/11/2004 21:34)
Ieeee ia ! (Ô ieee !)
Ieeee ia ! (Namako ô !)
Ramalala e e e ia ô !
Tampok’ô ô ô ia !
Tsao nô mihevitra tsiahy
K’ianao k’hivarilavo ô
Tsy mampagnin’ô ô ô
Tantikô ô ô ia

30. mumu ( 28/11/2004 21:36)
milay io hira io
31. mcfy ( 29/11/2004 01:22)
mumu> ts nahita an\'là no nahareraka ah tany ko. :lol: nojereko daholo io vody hirika retra io fa eeh, hatrany @ mompera sy masera ary ny matérnité fa tsitako elà e! lol
32. fijo ( 29/11/2004 20:57)
mumu anie letia ka tay be raha hisitrika e.
33. mumu ( 30/11/2004 09:00)
fijo zany an!!! reraka nitady ahy kou nga?? :lol:

mcfy nefa za tao Mahabibo tao fôna!! tsy nitady tsara elà zany!!
34. nikopol ( 30/11/2004 09:48)
Mumu sy Ikaretsaka, tena io le hira ( njarina banou ) reveko fa misaotra !
Misy version an\'i Dama zay henoko fa milay kou an!
35. fijo ( 30/11/2004 20:35)
mumu>ka ndry wa tsy hita ko.
misy tonon\'io hira io ve ato?
36. mumu ( 30/11/2004 22:07)
fijo njy tsy mahay mitady!!
tsisy ao
37. mcfy ( 01/12/2004 02:18)
mumu> k zà tany mahababo no lasa ko hitako ary tsy nahita an\'là! :lol:
38. mumu ( 01/12/2004 20:11)
mcfy elà kou tssssss babo tany???
ramaso izy mihira de za mihaino!!
39. mumu ( 01/12/2004 20:40)
eo enao raha te hihira!!
40. fijo ( 01/12/2004 21:42)
ao mumu mihira dia za mitehaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0546