peridural!

1. xxx ( 25/11/2004 12:06)
pour ve sa contre anle accouchement sans douleur nareo?
novalian'i rurik ny 06/05/2005 17:26
2. booboo ( 25/11/2004 12:37)
:roll: ... na lé tsindrona kely iny ara defa mety marary ( sure mitsy zà ) dé raha samy harary ihany dé aleoko ilay tonga dé marary hatr@ farany ! :{
3. fanja1 ( 25/11/2004 18:32)
raha za manokana alou d aleoko natoraly ihany e! iny no maha vehivavy ny vehivavy. samby olona @ safidiny! vitan\'ny olona teo alohako ve tsy ho vitakou
4. mumu ( 25/11/2004 19:21)
io miteraka io angamba ny zavatra tena atahorako!!
za klou de angataka raha hiteraka e!
5. chipie1 ( 26/11/2004 13:39)
mumu> hihihi
raha ny hevitro ndray alou de tsy mampaninn le izy , fa samy manana ny eritreriny, ho anzay te harary be sy izay tsy marary mahintsany .
6. watafon ( 26/11/2004 18:49)
tsy maninona le peridural ry reto an ! marary ange le miteraka e!! raha vehivavy alou za de aleoko mifidy an\'io e!! sady efa prouvée scientifiquement ange fa tsisy atahorana io e!!!
7. mumu ( 26/11/2004 22:06)
ramaso hihihihi
8. zakilinina ( 26/11/2004 22:32)
Tamin\'izaho natao péridural dia nijaly be satria nihena be ny heriko na dia tsy narary be aza. Ambonin\'izany dia tsy nahazo nanena aho raha tsy nandeha ny contraction.
Taty aoriana aho tsy natao an\'io ka poa toy izay no namoahako azy na dia narary be aza. Tsy niandry contraction mantsy fa tohizana tsy ankijanona hatramin\'ny farany ny fanenàna.
Izay hitanao fa mety ihany anefa atao satria arakaraky ny olona ihany io.
9. watafon ( 27/11/2004 15:51)
marina zany ry zakilinina an! fa tena marary io ramaso an! tena mampiteniteny foana ny vehivavy ange io e!!! tsy misy ohatran\'ny voajanahary ihany alou fa manamppy be dia be ireo sarotiny izy io e!!
10. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:44)
rehefa zavatra rehetra dia ny natoraly ihany ny tsara e
11. mumu ( 27/11/2004 17:40)
ikaretsaka hita fa tsy ianao no hiteraka zany klé!!
12. kinaoly ( 27/11/2004 17:43)
mumu> hihihi, za mba gaga mankony, ny bandy azany misy torana vao mihetsijaza le vadiny kou
13. mumu ( 27/11/2004 17:51)
kinaoly hita de be wawawa eo
14. chipie1 ( 28/11/2004 14:23)
samy manana ny eritreriny io ee!
15. booboo ( 29/11/2004 12:44)
16. watafon ( 29/11/2004 17:36)
zao no izy e : miteraha mba hahita e!!!!! :?:
17. booboo ( 30/11/2004 07:51)
watafon>dé atao péridural ara sa tsia satria eo indrindra ny resaka zao
18. watafon ( 30/11/2004 18:18)
raha ny hevitro alou de aleo atao e! indolore izy amzay !!!!!!
19. mihanta ( 02/12/2004 18:28)
za kalou mbola tsy niteraka d tsy haiko fa lazaiko eny ihany ny safidiko
20. sipagasy ( 07/12/2004 20:32)
izaho efa nampiasa fa tena mahafinaritra ny miteraka aminy fa ny indro kely fotsiny dia tsy naheno na inona na inona dia voatery nodidina kely natao \"episio\" fa tsy maninona akory avy eo, fa dia tena mila manena kosa aloha é! raha tsy izany fe oups...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.124