peridural!

21. sipagasy ( 07/12/2004 20:41)
:roll: ka hiharitra eo kosa ary ve kouu????
22. xxx ( 08/12/2004 08:52)
Na peridoraly na tsia dia ara-natoraly ihany no ivoahan\'ny zaza avy eo e ! Fandrosoana ara-teknolojika fotsiny izy io mba hanamora sy hampihena ny fanaintainana eo am-piterahana. Tsy hita ny maharatsy azy raha izay no safidin\'ny hiteraka.
samoina
23. betty ( 08/12/2004 09:46)
@ zay refa tsy marary de te hiteraka bedabe :p
24. mumu ( 08/12/2004 10:45)
betty hihihih zay mintsy!
25. chipie1 ( 08/12/2004 11:19)
tsss :-D
26. xxx ( 08/12/2004 13:03)
betty sy mumu > ny ntaolo aza tsy nisy izany peridoraly izany nazoto nanenjika 7 là 7 vavy fa de mahereza tkou nareo 2 mampitombo taranaka bdb e ! ....mba hifanadala @ ramasokely eto @ serasera any aoriana any . hihi
samoina
27. chipie1 ( 08/12/2004 13:24)
:-D
28. ikaretsaka ( 08/12/2004 13:57)
ao @ Bokin\'i genesisy dia voasoratra hoe..
\"ny vehivavy rehefa hiteraka dia tokony hahare fanaintainana fa voasazy\"
\"ozon-dranahary io hozizy le \"vanja listra\" zay

dia ahoana ny fandikanareo ny tenin\'andriamanitra izany?

ooops kay efa voalaza ery ambony
29. xxx ( 08/12/2004 15:14)
ikaretsaka > mety miova hevitra i genesisy raha nahalala izany peridoraly izany !! Aza manao ara-bakiteny toy ny témoin de jehovah moa fa izay ozona evanjelista any avelao ho azy e ! Isaory ny Avo fa mihatsara ny fitaovana enti-miteraka ary miha-maro arak\'izany ny zaza tonga volana bolangina tsara :)
samoina
30. mumu ( 08/12/2004 20:48)
za kalou de angataka e!!
de no izany ve za de ho any amin\'ny afobe??
31. mumu ( 08/12/2004 21:01)
ka zay tiako tenenina iany io!!
32. chipie1 ( 08/12/2004 21:11)
dain kou ty ramaso !!
33. mumu ( 08/12/2004 21:12)
za mivavaka isan\'andro ka!!
34. mumu ( 08/12/2004 21:15)
zany nga ny fanaonao refa mivavaka enao?
35. chipie1 ( 08/12/2004 21:17)
finn aza reto resaka mivavavka aty aminy peridural aty e??
aoka zay fa tsss
hors sujet!!
36. chipie1 ( 08/12/2004 21:23)
:lol: tsss
37. mumu ( 08/12/2004 21:26)
omeo hono izy e!!
38. mumu ( 08/12/2004 21:48)
zany hono!!
39. chipie1 ( 08/12/2004 21:49)
ountss ! :lol:
40. mumu ( 08/12/2004 21:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3065