peridural!

41. chipie1 ( 08/12/2004 21:57)
miorokoditra ve njy vao niteny anio i ramaso ? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
42. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:25)
nihahendry ramaso..
ilay honesty aloha sy ilay mivantana de ekeko
fa ilay hendry... mila miresak akely nareo sy ny maitressen\'ialahy!
43. mumu ( 09/12/2004 09:42)
ikaretsaka ountssssss
chipe1 ie :-D ilay he henjy :-D
44. mumu ( 09/12/2004 20:37)
in?
45. watafon ( 10/12/2004 17:18)
tena adino le resaka peridural marina ! :lol:
46. mumu ( 10/12/2004 17:41)
:lol:
47. idealy ( 02/01/2005 06:25)
tsy de ny miteraka lôtra,izany we ilay mamoaka zaza no marary fa ny mihetsi-jaza
ka ra hanao ^peridural manaova fa ataovy bebe ny vola
48. ikaretsaka ( 09/01/2005 03:55)
mia miresaka peridural mihitsy i mumu sy ramaso ka
49. mumu ( 10/01/2005 08:24)
ikaretsaka
wajay!! fa ahona kou zay no mila miresaka anio???
50. watafon ( 10/01/2005 08:48)
:-D :-D
51. sahary ( 10/01/2005 09:58)
Peridural / hoe miteraka tsy marary nefa ny olana @izy io aloha de tsy de azo atao matetika satria resaka énéstezia izy io,manarak\'zay ndray de misy risika be le izy refa ho curter-na ny vevavysatria mety haratra ny tranon-janany nefa tsy henony de ny dokotera koa ami\'zay de ny ataony ihany no ataony ka de asanareo izay ho sahy alou fa ra za no misafidy de aleo le natoraly
52. watafon ( 10/01/2005 10:03)
Marina io ! ny hanampiko azy ry sahary de zao an ; raha tsy misy ny complications de tsy maninona satria sans douleur izy io ; fa raha misy tavela kely ny placenta de eo no mety hitranga ny fahasarotana araka io lazainao io ! satria tsy maintsy atao curtage le vehivavy !
53. xxx ( 10/01/2005 12:00)
sahary> jereny dokotera tsara refa hatao curtage fa tsy misy oe ze ataony iany no ataony :evil:
samy manana ny eritreriny tanteraka raha ny momba anio ,
54. sahary ( 10/01/2005 12:32)
xxx/fa ngah ny dokotera afaka miditra any fa ny fitaovana fotsiny no ampiasainy hanadiovana ny ao
55. xxx ( 10/01/2005 13:25)
ny tanany tsy maintsy miditra any ary jereny tsara
56. sahary ( 11/01/2005 03:43)
xxx/soyez vigilant
57. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:03)
fa ny tsy azoko kely dia nareo milaza atsy hoe mpivavaka sy kristianina ary miseho ho mpamaky baiboly aby
voasoratra ao @ io baiboly io ary hoe ny vehivavy rehefa hiteraka dia hoe tokony hangirifiry, karazan\'ny ozon-janahary io izany e!
tsy hoe mamely vehivavy aho akory sanatri a.. fa mba gaga ihany @ finoanareo ary eto aho no tena mahita porofo mitohoka @ tenda hoe tena marina ilay hoe hamboarimboarina arak\'izay mahampety azy izany iny boky iny!
58. sahary ( 11/01/2005 09:43)
ka tsy voatery ho ny kristiana angeh ry ikaretsaka no miresaka ato eh
59. watafon ( 11/01/2005 11:36)
tsy mihombon-kevitra kosa @ là eto ry ika an ! f\'angaha kosa moa izay voasoratra rehetra ao anty baiboly de hotanterahana 100% ? izay ange no mahatonga ny dika vilana e !
60. ikaretsaka ( 12/01/2005 05:47)
ka io nge letsy le hoe dia izay mahafalifaly sy mahafatifaty ilay oloan ihany rehefa tena nodinihina e.. nefa hoe mifikitra mafy @ baiboly 100% e.. manaraka ny baiboly eee.
Izay lazain\'ny baiboly eee. voalaza anao anaty baiboly znay e.. zao a zao e!
fa rehefa interet manokana dia kau lasa tsy izy rehetra fa izay revena sy metimety @ filinina ihany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5389