peridural!

61. watafon ( 12/01/2005 05:52)
ka izay ange no ilàna le bon sens e! sa ahoana ozizy elà ?
62. ikaretsaka ( 12/01/2005 05:55)
de tsy tokony hihambo ange iznay hoe tena mifikitra @ ze volaza e!
63. chipie1 ( 12/01/2005 08:37)
tsy arahana arabakiteny be ! :-P
64. watafon ( 12/01/2005 10:30)
chipie / oui
iza anefa no mihambo eo ry ika an ?
65. ikaretsaka ( 12/01/2005 21:40)
ireo ambony ireo .. jereo ny fivavahana sy finona fa izy mianakavy irep mihambo ho kristianina tsy manaraka afa tsy baiboly aby
66. watafon ( 13/01/2005 06:19)
eny ary fa ho any raim aho e! ny fivavahana koa ange tsy hihamboana zany e!!
67. liltax ( 22/01/2005 05:28)
ikaretsaka> fa inona anefa no maharatsy ani\'ilay kristianina eh !!.
.....KA MOA VE TSY AFAKA MIARAKA NY MAHA KRISTIANINA SY NY \"PERIDURAL\" AZO ATOA IHANY KOA HOE NY FANDROSOAN\'NY FITSABOANA @ ANKAPOBENY??
68. chipie1 ( 22/01/2005 20:44)
ramaso> zay zany ny andraisanao azy...
fa samy manana ny eritreriny ny tsirairay!
69. chipie1 ( 23/01/2005 09:39)
ramaso> rehefa contre ianao de basta fa tsy masiaka fiteny otrity e!

70. booboo ( 23/01/2005 10:06)
ié ! mba teneno an\'io ny vadin\'ingahy refa hiteraka raha sahy lé :evil:
71. ikaretsaka ( 23/01/2005 13:44)
ny ahy aloha dia iangaviko mihitsy ny vadiko mba au natural ihany raha mbola azo atao le..

mamanareo sy bebeanareo sy bebean\'i mamanareo tsy natao an zany nefa jere ry zareo iny .. nehavoaka anareo mianadahy avy ko .
dia ambaka azy ireo ve enao?
72. majakely ( 10/02/2005 13:37)
Tokony mba havela ny vehivavy ilay hiteraka no hanam-pakevitra an'io na haka peridoraly izy na tsia satria raha ny vadiny no miteny hoe aoka re fa aza manao peridurale ianao !!!!nefa izy tsy mahalala akory ny douleur tatazan'i malalany!!!!!!!!! ary eny fa na vehivavy samy niteraka izao aza dia tsy mitovy ny nahatsapany ny hararina ny niterahana...Misy vehivavy sasany aza efa tonga eny amin'ny hôpitaly hisafo no teneniny dokotera hoe handeha hiteraka ianao izao de zao; ary misy ny marary be pendant 1semaine alohany hiterahany ary ireny reny ireny dia mijaly mafy kokoa ka izay hatao avec ou sans dia tsy izay no zava-dehibe fa ny hahatingavan'ilay vahiny kely tant attendue eh!!!
73. majakely ( 10/02/2005 13:40)
Tokony mba havela ny vehivavy ilay hiteraka no hanam-pakevitra an'io na haka peridoraly izy na tsia satria raha ny vadiny no miteny hoe aoka re fa aza manao peridurale ianao !!!!nefa izy tsy mahalala akory ny douleur tatazan'i malalany!!!!!!!!! ary eny fa na vehivavy samy niteraka izao aza dia tsy mitovy ny nahatsapany ny hararina ny niterahana...Misy vehivavy sasany aza efa tonga eny amin'ny hôpitaly hisafo no teneniny dokotera hoe handeha hiteraka ianao izao de zao; ary misy ny marary be pendant 1semaine alohany hiterahany ary ireny reny ireny dia mijaly mafy kokoa ka izay hatao avec ou sans dia tsy izay no zava-dehibe fa ny hahatingavan'ilay vahiny kely tant attendue eh!!!
74. rurik ( 07/03/2005 14:45)
Izaho dia nanao fa tsisy hataorana. tsy maharary tonga dia afaka mandray ny zaza eo no eo toy ny olona miteraka normal.izaho ary no didina tsy misy olana.
75. xxx ( 08/03/2005 08:46)
miteraha mba hahita e! fa refa tsy zaka zay ane ilay contraction miantso iany ny farany e :-D :-D raha sarompiterahana koa !
76. rurik ( 08/03/2005 23:43)
Efa misy ve ny vahaolana dia inona no iaretana ny maharary.Ny fanalehibiazana azy no hatao tsara é
77. vahiny2004 ( 22/03/2005 16:25)
Ohatry ny somary tara ny fandraisan'anjarako fa tsy maninona fa ataoko ihany e

Ataoko ity ny fikarohana sy ny fandrosoana no nahitana ny péridural ? Isika ve dia hijanona t@ andron'ny bebe n'ny bebe raha araka ny resaka hitako teo aloha teo (tokony mandeha an-tongotra daholo isika raha izany, dia misalaka fotsiny koa fa tsy mipataloha) . Torak'izany, efa misy traik'efa tsara ny Dr @ resaka péridural fa mety hisy ihany ny cas hoe tsy nety ilay izy, tahakan'ny hoe misy tsy azo koa ny zaza teraka naturellement.

Izaho niteraka in-2 , ny 1 tsy nisy péridural, ny 1 nisy péridural, hitako tsara fa "sereine" tsara miteraka misy péridural fa tsy lany énergie @ fanaintainana. Tsy maintsy mandre maharary ihany aloha alohan'ny hametahana azy io satria misy ouverture tratrarina vao azo apetaka izy e

Marihiko fa tsy nisy effet-ny (surtout négatif) teo @ zaza nateraka ny péridural
78. rurik ( 06/05/2005 17:26)
ikaretsaka ary maninona moa raha mbola misalaka ihany ary e.mino mihintsy aho fa raha efa nisy io t@izany fotoana izany dia nampiasa izy sady toin'ny tenin'i manjakely ny vehivavy no tokony misafidy .lehilahy mantsy ianao ka tsy hainao ny faharariny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1054