Ampidiro aloha ny tenimiafina
mandrezatra lava
1. keirra
(
22/11/2004 16:17)
tena leo mitsy @ty rezatra lava ty e!
sady manala baraka :?
De ahoana no mba ialana @ zany? :?:
2. chipie1
(
22/11/2004 16:34)
3. fijo
(
22/11/2004 19:59)
misotroa rano mafana tsara dia mandeha indraepa io dia ok
4. mamybe
(
23/11/2004 06:05)
Ianaro koa ny mandefa azy par silence e! Tsy voatery haneno be ange le izy e!
5. keirra
(
23/11/2004 08:42)
de misaotra zany @torohevitra isankarazany e!
zay ndray fa lasa le izy,soa ihany fa tsy nisy naheno :lol:
6. ikaretsaka
(
28/11/2004 16:06)
aza bloguena fa sao vao mainka mankarary koa ry keirra a