Tondrom-peo (?) : Tablatures
1. hery
(
20/11/2004 04:17)
Araka ny fangatahan\'ny Mpitendry gitara eto amin\'ny serasera dia namboarina ho azo ampidirana Tondrom-peo (dikan-teny vonjimaika ho an\'ny Tabulatures de guitare) ny ao amin\'ny tononkira. Mbola ao anatin\'ny tetik\'asa fanatsarana tanteraka ny serasera koa io kanefa efa azo ampiasaina tsara.
Isaky ny manokatra hira dia misy rohy hoe [Tondrom-peo] Azonao hijerena tondrom-peo sy hampidirana tondrom-peo. Ny hira iray dia azo ampidirana tondrom-peo maromaro. Raha ohatra ka mila fanazavana fanampiny momba ny fanoratana ny tondrom-peo sy famakiana azy dia azonao atao ny manantona andry zareo mpitendry ireo :-)
Tsy afaka mijery sy manoratra tondrom-peo raha tsy mampiditra solonanarana.
Miala tsiny raha ohatra ka mbola misy tsy fahatomombanana.

novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:47
5. fijo
(
25/11/2004 21:08)
rahery a,
niresaka izahay sy ny namana sasany tato ka maninona raha atao toa izao e.asiana hira 5 isak\'erinandro na tapabolana dia izay manome tondrom-peo maro mahazo isa na bizoroka.
asio comisio kely manapaka ilay hira 5 voafantina.

10. iadaolfa
(
15/12/2004 12:08)
Aiza na ahoana no ahafantarana fa misy Tondrom-peo ny hira iray ry namana isany!? sa ireo ao@ Fandraisana ireo ihany no mbolamisy!?