iza no lehilahy hitanareo bôgôsy ndrindra eto an-tany?ny ahy lo keanu reeves

1. keirra ( 19/11/2004 15:43)
iza kay no bandy hitanareo bogosy ndrindra eto antany,ny ahy lo de keanu reeves e!
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:58
2. tsilan ( 19/11/2004 16:56)
Jesosy
3. yonikafopl ( 19/11/2004 18:17)
za kalou mbola tsy nahita an\'i Jesosy ka tsy fantatro ny tarehiny e! fa ny ahy ilay tiako izay no bogosy indrindra, :)
4. xxx ( 19/11/2004 21:17)
Raha ilay sary kosa aloha dia mbola tsy nisy tsara ohatran\'i Jesosy araka ny voalazan\'i Tsilan eh.
Ary mety izany aza no nahatonga azy nahasarika olona be dia be. Indrindra moa fa ny sipa sa ahoana hoy nareo?
5. oully ( 19/11/2004 21:36)
Miombon-kevitra amin\'i yonikafopl. Ny ahy koa ilay olon-tiako ny bôgôsy indrindra. Tsy ny endriny ivelany ihany fa ny momba azy rehetra tsy hita maso, toetra, saina, fo sy fanahy. Tiako anie izy izay, tsy hoe tiana dia nitombo tarehy fa izy mihitsy no bôgôsy ;-) Hatreho aloha fa sao hisy hamafa eo indray ity hafatro ity. :-*
6. fijo ( 22/11/2004 20:59)
ny bandy ato wa izy aby
7. fyjl ( 24/11/2004 06:49)
Za mbola tsy nahita bandy bôgô miohatra noho i FYJL eeeeeeee! hihihihi
8. fijo ( 24/11/2004 21:12)
eny waaaaaa
9. yonikafopl ( 24/11/2004 22:08)
zahay mbola tsy nahita an\'i fijl fa mbola tsy bogosy noho iulay tiako izay njy e!!
10. fyjl ( 25/11/2004 09:24)
yonikafopl> annnnnnndrayyyyyyyyy
11. bichette ( 25/11/2004 10:16)
i ..... wa no tena bogany e
12. mumu ( 25/11/2004 11:03)
fyjl fijo alefaso aty zany sary zany mba ho jerenay!!
13. yonikafopl ( 25/11/2004 18:37)
fyjl ka zany kou, andray awona ary, ny marina ange no lazaiko e! :)
14. fijo ( 25/11/2004 22:17)
mumu efa misy sariko ato.
15. fyjl ( 26/11/2004 06:23)
Efa misy sariko kou ao fa t@ za mbola ratsy be iny
16. fijo ( 29/11/2004 21:07)
milay foana letsy ze sahy mandefa sary an.
17. xxx ( 11/12/2004 07:06)
tsilan> jesosy? :)
18. 1kd100 ( 11/12/2004 08:36)
-misy ny bogosy fa tsy gentil
-misy ny gentil fatsy bogosy
-misy ny tsy bogosy nefa gentil @ sipa
-misy ny bogosy nefa tsisy vola fa manataka sipa fotsiny
-misy ny tsy tena bogosy fa tsara ihany no sady gentil nefa saronkenatra
-misy ny tsy bogosy nefa manambola dia toa mahazo sipa ihany( izany akory rsy milaza hoe ny vola no itiavan\'ny vhv azy fa manankasina ny vhv...
- dia azo tohizana arak\'izay tianareo ....
19. fijo ( 13/12/2004 22:37)
misy koa ny tsara nefa tsy misy tara
20. welieoelee ( 14/12/2004 21:00)
fijo
marina io volazanao io.

FyJL
bogosy indray dia mapidera eo! tsssssssss :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3414