leo ny matory lava any ampianarana

1. xxx ( 19/11/2004 15:29)
o ry zareo a!tena mba te hibosy sy te hotafita ny tena nefa indrisy fa na de interessé tahaky n\'inona aza de ohatran\'milanja biriky lé paupière nay e!efa mba miezaka ny tsy hiaritory iany,nefa indrisy...,ino no atao?
novalian'i idealy ny 02/01/2005 06:46
2. kinaoly ( 20/11/2004 10:38)
sao mba tsy matory xxx @ ora fatoriana azany ? :cry: , sa sao dia sanatsia narcoleptik kosany ?
3. xxx ( 22/11/2004 11:32)
ramaso,kinaoly>mba kozy fa tena matory f\'angamb tratran\'maladie du sommeil mitsy e!
4. angie ( 22/11/2004 11:53)
manatona dokotera zany kou, jereo dieny zao fa ny fotoana ny lany ny torimaso tsy azo, ny fianarana aoka fotsiny. Mahereza e, tsy misy mafy tsy laitry ny zoto.
5. nikopol ( 22/11/2004 12:25)
Mila anjanona daholo ny resaka tsaokalenta fa pôzipôzin\'ny suractivité sexuelle zany ! :lol:
6. xxx ( 22/11/2004 12:38)
aoka ranga ry nikopol fa tsss
7. nikopol ( 22/11/2004 13:26)
kôzy seriex io Ra-xxx a ! anajanony ny masters-blasters eo amin\'ny lafiny rehetra (physika sy intelekt)
8. ikaretsaka ( 22/11/2004 13:26)
misy mouche tsetse nga any aminareo ry XXX sa fonoka
9. xxx ( 22/11/2004 16:12)
tsisy ka :cry:
@manaraka ngamb tazomiko @ scotch ny paupiereko @zay tsy milatsaka!
10. nikopol ( 22/11/2004 19:16)
Misotroa less rano betsaka a!
11. watafon ( 22/11/2004 19:47)
salama enao ! fa adin\'ny firy isan\'andro aky ianao no matory ? raha amiko manokana alou de arakaraka ny hatoriako mihoatra ny 6 heures/ nuit no avo maika tsy maha à l\'aisa ahy ny ampitso e! raha ny normal ho an\'ny olon-dehibe dia 5 à 6 h/jour de amppy ny torimaso ka aso de be loatra ny ano !!
12. xxx ( 23/11/2004 08:46)
8 h eo zany no minimum ny ahy e!
le mifoh amarain ako zany gidraka ,ra mba misy technique mampazoto mifoha marain any de ampitampitao e!
nikopol>fa manino ra misotro rano betsaka?tsy de azoko loatra lé mecanisme
13. nikopol ( 23/11/2004 15:35)
xxx
amizay te hipipi foana de tsy mahita tory !
Velombelona kokoa ny organisme amizay ka ! ohatran\'ny vonikazo tondrahana rano !
14. bichette ( 23/11/2004 15:47)
xxx, sao dia tsy ampy vitamines ? oups misy dokotera kay ato
15. kinaoly ( 23/11/2004 17:56)
xxx, fa refa mianatra ihany ve klou sa otsanzany fonany n\'aiza n\'aiza ?
:roll:
16. xxx ( 24/11/2004 11:11)
@anaty tômôbil,any ampianarana ,dé refa invité misakafo any @olon @alina no tena mahakamo fa tsy maintsy mody mitraka ,
mety pbn\' vitamine toko ngamba,
fa ref mijery film ka milay lé izy na émission milay @telé de ohtran\'tô tsy de blem ka!
17. kinaoly ( 26/11/2004 08:08)
xxx, hihihi sao mba pblm-na attention na concentration zany, refa tsy manaitaitra ny zava-misy na tsy mi-interesser anao de ndao fa lalana ozy ratorimaso :°)
18. xxx ( 09/12/2004 11:31)
ndraindray zany ko ny eritreritro,fa misy fotoana nefa tena miintéresser be ahy lé zavatra de manenina fotsiny hoe tahak\'zay mba niezaka kely teo :(
19. xxx ( 10/12/2004 15:17)
o ramaso a!tena efa manao yoga za!fa ref le asaina mitsotra @tany iny fotsiny de tsy manao n\'inoninona ,dé eo ndray fa tady ho lasa lé zzz,ronff,tsoouuuuhhh!!! :?
20. mihanta ( 17/12/2004 07:12)
kinaoly sao d tokony hitonja fanjina any am pianarana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4616