billet mora??

1. rivorandria
(
19/11/2004 16:22)
Mba aiza no tena misy billet makany dago mora kokoa ry zareo a! sa de mitovy daholo ireo agence be dia be ireo ?
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:17

3. ramoul
(
19/11/2004 21:25)
ao am\' opodo.fr tsy misy fa zah vô omaly mintsy ny nijery tao fa lafo b njay de tsy nividy zah :lol:

4. fatsoraly
(
20/11/2004 00:56)
Anosy CNAPS arizato e! Analakely roanjato e!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

5. ralay
(
20/11/2004 08:51)
Arakaraky ny date handehananao sy ny toerana hiainganao ihany io rivorandria a, fa toa mitovy² ihany daholo ny vidiny.

13. nananie
(
08/12/2004 16:43)
Ao @ Nouvelle frontière \'zao no misy mora. 622euros. Zay no mora ndrindra hitako alou.