des filles vierges,ca vous dérange les mecs?

1. xxx ( 19/11/2004 15:02)
mba tiako ho fantatra kely we nareo bandy ve tsy mitady hafa tsy filles experimentées,sa mba te haka ny role d\\\'initiateur koa!
novalian'i saddam ny 05/09/2005 10:33
2. xxx ( 19/11/2004 15:22)
8) tsss!tsy blem zany e!
3. jhouhlambout ( 21/11/2004 18:42)
:-* mety dôly ka!
-Ny iray tsy mila manao efforts be intsony(pour convaincre)
-Ny iray indray afaka ampianarina ny zavatra tsy vitan*ilay voalohany :-D
4. fijo ( 22/11/2004 22:03)
tsy olana ka,na dia tsara kokoa aza ny efa mahay raha.
5. vegas ( 23/11/2004 18:24)
hé hé hé taty oe alou ijerevana an\'izany? misy angaha any? lol
6. fijo ( 23/11/2004 22:17)
éééééé eny marina ravegas an.misy marina ve any aloha
7. xxx ( 24/11/2004 12:31)
tandremo ary sao mitsaoka eo!
8. xxx ( 24/11/2004 12:57)
mitsaoka ahoana ?
9. fijo ( 24/11/2004 21:51)
asehoy aloha e.
10. xxx ( 25/11/2004 08:59)
Aleo ilay mbola tsy nanao mihitsy.Mahay hoazy eo izy satria mba efa nahita kely alohan\'ny nanaovana.
11. vegas ( 25/11/2004 14:38)
de refa mahay de taty amizay hihihihi merci tam fampenarana an :-D :-D
12. ikaretsaka ( 25/11/2004 20:34)
dia ny 1 mamelabelatra moa ny 1 mamakafaka
13. fijo ( 25/11/2004 23:12)
izay mihintsy.
14. vegas ( 26/11/2004 17:49)
Ary marina ve lety lé oe ze fomba fanaovan\'ny lé sipa tamin\'ny bandy namaky azy voloany no fomba hataony mandrakizay?
15. jhouhlambout ( 26/11/2004 19:29)
Tsy voatery satria misy évolution foana io arakaraky ny mitombo ny exerience-ny
16. booboo ( 26/11/2004 22:15)
dé hiandry an\'i lé tary fôna zany vô hietsika ? terrible ndray zany lé :^)
17. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:26)
zany moa izy io?
18. xxx ( 27/11/2004 07:04)
tsy voatery kah!!!!
19. dezy ( 27/11/2004 14:40)
ngo kosa de miaraka mitady le mahasoa e.ohatra: refa mitoto vary tsy maintsy miaraka mikofoka ny fanoto sy ny laona zay vao fotsy ny vary ,de angamba otsan\'izay koa le raika rikatra fa tsy ny fanoto manovokovoka de ny lona mianjy fotsuny
20. poupounesana ( 27/11/2004 15:34)
taiza koa dezy nahita laona mikofoka eh! :-D :-D :-D :-D ary resaka hafa2 kay ity resaka ity han! ouunnnnnhhhhhh! nareo han!
fa tsy hitako anie ny blemanareo @zany eh!miankina @tsiroaroa io eh! samy manana ny mapety azy avy anie fa tsy ary hitovy daolo tt le monde eh!
ramaso misy diso kely angamba le nosoratanao satria aotra raha atao ny totaliny! (mifamono)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635