des filles vierges,ca vous dérange les mecs?

21. lema ( 28/11/2004 20:10)
asivo fampianarana ndray ary eto ho any tsy mahay e!
22. chipie1 ( 28/11/2004 20:24)
kou raha tsy mila enarana kou zany! :-D :-D
23. ikaretsaka ( 28/11/2004 20:35)
fa aiza koa de hoe hay tsy nianarana izany fa aza mampiesona eo e
24. mcfy ( 29/11/2004 01:47)
nareo ko toa ohatra ny manontany hoe inn no tianay, vary toto masinina sa toto-tanana.
Ny ahy aloha lainga lainga fa pehako mitsy refa noana ah e! zà ko no hivadika ati-doha hanontany tena hoe toto inn io.
Totofana ihany koa tsy hianjeràna @ manaraka :lol:
25. fijo ( 29/11/2004 23:04)
misy marina ihany le izy vegas an.
ampianaro izahay poupou an.
26. eisy ( 05/01/2005 13:00)
tsy aleove l\'ty efa la mahay a! misy feelin kokoa
raha vao virj na ela ary mahatsiaro sahirana!!!
27. fijo ( 05/01/2005 21:14)
eny e izay no tsara fa tsy lavina koa ny vaovao ka
28. playlista ( 07/01/2005 15:55)
ny ahy aloa reveko zany sipa mbola jiny zany e! porofo pitiavana omenilay joba ahy zany koa , zany ve ho lavona!!
29. poupounesana ( 09/01/2005 10:09)
eo ndray reto d mody adala eo! ampianarina inn tsara alou nareo eh? raha le eritreretiko alou d mialatsiny fa zà tsy mahay mampianatra
30. ikaretsaka ( 09/01/2005 13:38)
fa mahay miheritreritra??? :^)
31. fijo ( 11/01/2005 21:17)
ampianaro ihany izahay ry poupou ka
32. casper ( 17/01/2005 08:00)
nena tsblem na jiny na tsy jiny fa mila azy malalatsaina fotsiny mba afaana mi-exploré(kopy elà!?!?) zavabaovao azo atao a 2! sa aoana?
33. mihanta ( 17/01/2005 12:34)
tano ny azo fa sarotra ny mila :lol:
34. ikaretsaka ( 17/01/2005 21:54)
izya mihitsy .. misy nge jiny lety nefa tena malala-tsaina be sns.. de misy tsy jiny tsony nefa roplanina mitsinjo gara ihany no hay e
35. mihanta ( 17/01/2005 22:47)
:-D :-D
36. fijo ( 18/01/2005 22:14)
tianao ro korana zeny e
37. petit ( 25/01/2005 14:08)
ny tena mety angamba dia ale jiny @ zay ela no mapianatra sy ela arahin\'ê. Zany hoe ny volant zany ela dia zay hitondran-là ny fiara tsy blem fa aza alefa an-kady fotsiny. :-D :-D :-D
38. fijo ( 25/01/2005 21:42)
izay ka
39. saddam ( 05/09/2005 10:33)
@izay tsy voany SIDA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2067