Mila hevitra

1. xxx ( 29/11/2004 18:17)
Misy namana vavy akaiky te hiteraka, dia mangataka amiko zaza, satria hono za mifanaraka amin\'ny criteres rehetrany ; bogosité, bika, alavana, fahaizana, firazanana sy ny sisa. Tsy misy possibilités nefa ny fiharahanay de inona no tokony ataoko ?
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:56
2. mumu ( 29/11/2004 18:29)
miala tsiny za raha i mé an :-D :-D

3. nikopol ( 29/11/2004 18:34)
mumu aza himezana kosa izy fa mba omeo ny hevitrao ! za alou tsy mahasahy e ! :lol:
4. chipie1 ( 29/11/2004 19:53)
aoka tsika iaraka imémé :-D
5. titakely ( 29/11/2004 20:42)
ilay namanao vavy aloha no tokony hisaina tsara sao dia egoiste izy satria ,elle doit penser d\'abord à l\'enfant, satria io mila ny presence ny rainy fa tsy hoe ianao ao anatiny critère ny fotsiny, raha tsy possible ny faiarahanreo , ary raha eo ilay zaza tsy haningotra anao ihany ve ny farany ny fisiany?
6. fijo ( 29/11/2004 21:28)
tandremo letsy fa efa nisy tato io resaka io(tamiko).tsaroan\'ikaretsaka tsara ngamba le izy.
fa aza hadino koa fa ela na tsy hiaraka aminy aza dia misy ilay zaza avy eo,ka saino tsara.zakan\'ialahy ve ny hisaina hoe any hoany misy zanako mikarenjirenjy nefa za aty .
7. ikaretsaka ( 30/11/2004 01:44)
tadidiko tokoa..
efa resaka nandeha tato io ary somary olana kely dia ilay hoe raha misy ny T... dia tsy menatra akory le reninjaza maka vola any aminao fa hoe rain-janany hono!
8. rmo ( 30/11/2004 06:02)
Aza mba miditra amin\'izany, fa manjary mijaly sy victime amin\'ny hadalany fotsiny eo ilay zaza koa!
9. ravatorano ( 30/11/2004 08:46)
bandy ketrina no miditra amin izany :twisted:
elah milaza fa bogany,favy be mihitsy ary amin elah daholo ny klitela milay rehtsa ka izany v,letsy d tokony mbola hampidirina ao aminilay klitela efa manja b an elah io.
Zao aza hadino fa ny tany boribory hadinon elah fa zao tsy tafiditra ao amin ilay klitelan elah any aoriana ary ka iny hono elah fa tsy niteraka tsony nohon ny antony samihafa, hono hoy aho ah !~d aoana hitady an ilay zaza v elah nefa lazain ilay reniny fa tsy an elah io na an elah aza.D hevero indray ny miffanohitra amin izany nanambady niteraka elah taty aorina ary nanana fiainana mahafinaritra sy milamina sady elah favy rahateo dia nipoitra tampoka eo amin ny fiaina elah io fisian io zaza io ary mila an elah izy d aoana ?Nikorontana indray le fiainana efa nilay b iny satria tsy ho vita moramora ny mandamina izany .
Amiko dia tsisy eritreritra fa d mandà avy hatrany za :°) :°) :°)
okay eh :wink:
10. arimalala ( 30/11/2004 09:56)
manohana tanteraka ny hevitr\'i ravato e
11. tenio ( 30/11/2004 10:08)
Aza miditra amin\'izay lesss ry zandry sa razoky fa sao hanahirana.
12. xxx ( 30/11/2004 10:15)
Misaotra anareo. Sahirana ihany aho. Izy milaza fa tia ahy. Zahay nefa mpinamana akaiky ihany koa. Marina aloa ny an-Dravato e!
Misaotra daholo.
13. manohisoa ( 30/11/2004 10:19)
Eeeeh, toa misalasala ranamana izany??? raha izaho manokana alohany teo amin\'ny toeranao dia tsy miditra amin\'izany aho e.
14. chipie1 ( 30/11/2004 11:28)
le izy tena oe declaration d\'amour be , satria tsy hisy oul iteraka amina oul tsy tiany kouss ngamba, nefa sarotra be , aza afangaro le fitiavanamana sy le fitiavana oul ndroa mpifankatia,
enjana be ny mieritreritra oe mananjanaka ianao nefa tsy eo anilanao ny misaraka aza efa tsy fidiny...
15. dezy ( 30/11/2004 13:16)
refa tantin-drangahy ve ny mieritreritra we misy zanako any ananonann any de ataovy nefa tsarovy tsy vita eo @ fanaovana zaza fotsiny ny fiainana fa mitohy ka sao da hanenina refa afaka atsioatsy ny nenina mantsy tsy eo aloha ananatra fa ao ahorina andatsa ,io le we \"ambava homana ,ampo mieritreritra\"
16. sechat ( 30/11/2004 13:28)
sao de mody fika hitazomana ol fotsiny zany hoe critères critères zany e! De zay koa enao de roboka tokoa. Sa mety efa diso fanantenana tany an-kafa tany de mieritreritra hoe tsy mila vady tsony. Erreuuuuuuuuuuuuuur!
Aleo isika hiaraka imeme am mumu sy chipie1 :-D :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 30/11/2004 14:06)
rehefa tena hiteraka izy dia asaivo mankany @ bank de sperem dia any maka izay tiany e
18. booboo ( 30/11/2004 14:15)
zay mihitsy sady any booobaka beee ny safidy
19. sechat ( 30/11/2004 14:30)
sao kosa ary i xxx mody te hanao x de manao propagandy sao de misy te hanao n\'izany kou :-D :-D :-D
20. fijo ( 30/11/2004 21:10)
izay no tsy hay aloha e. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005