Mila hevitra
24. anjatiana
(
01/12/2004 14:02)
anontanio tsara alo ny fonao hoe tia azy ve enao sa tsia, d eo ianao manapa-kevitra na hiteraka ianareo na tsia, fa sarotra be zany hanary zanaka izany, io tenin-dravatorano io jerena.
25. fijo
(
01/12/2004 22:18)
zoan\'ilay sipa izay,fa mila fisainana koa ilay bandy.ny ao ambany anie ramaso ka tsy misaina e.
26. ravatorano
(
02/12/2004 09:32)
manatona hoe bank d sperm araky ny voalazan i Ikaretsaka fa izany anie azo atao eh sady afaka misafidy koa izy amin izay na Koma na soanagaly na boubou .......ze tiny eh
27. jhouhlambout
(
02/12/2004 11:24)
Zay banque de sperme izay no tokony ho solution raha toa critères fotsiny no tadiaviana @ zay tsy misy blem intsony
29. poupounesana
(
03/12/2004 15:51)
ie!mitandrema i xxx fa i xxx ndray no tadiaviny amboarina eo!hahaha!zao tenenina azy mba itsapana hoe bonne foi izy na tsia!ndao hivady hoe d zay vo miteraka!
33. zakilinina
(
04/12/2004 20:09)
Tsy misy fisôrana ra xxx.
Mahereza sy soava tsarà, ary mahità izay tadiavina. Ianao izao no atao hoe ilay tsiriritin\'olona fa tsy maniry olona.
Mahereza sy soava tsarà, ary mahità izay tadiavina. Ianao izao no atao hoe ilay tsiriritin\'olona fa tsy maniry olona.
34. poupounesana
(
06/12/2004 09:04)
ka i xxx anie tsy mamaly fanontaniana akory eh!d inn ny vao2 zao kay?
36. mihanta
(
07/12/2004 08:53)
amiko alou d tsy decision raisina fahatany zany manao zaza izany fa ataovy am pitiavana.
nefa raha mahasoa an\'ilay vehivavy ny fanatanterahanao anzany,miankina aminao ihany io fa ny manao soa koa tsy anenenana.
nefa raha mahasoa an\'ilay vehivavy ny fanatanterahanao anzany,miankina aminao ihany io fa ny manao soa koa tsy anenenana.
37. booboo
(
07/12/2004 09:48)
tsy fanaovan-tsoa kosa zany amiko fa fanatanterahana fitiavan-tenan\'oul tokana e