aleo izay mandeha no tohanana

1. ratiavao ( 30/11/2004 17:47)
Raha ny fahitako azy dia tsy ho lasa lavitra mihitsy ra-Malagasy raha tsy miova famindra.
Efa hita fa tsy mandeha ny baolina dia mbola handaniana vola foana, maninona ohatra raha ny kanetibe izay efa nahazahoantsika tompon-daka no tohanana.
Isika raha mitahy amin\'dry zareo atsy Afrika dia tena kely eo amin\'ny toe-batana, noho izany dia ho sarotrra tanteraka amitsika ny hahazo ny tompondakan\'ny Basket ohatra . Tsy aleo ve ny fanorona na ny Jeu d\'éches no hilofosana mafy é!. Ny Malagasy mba maranitra ihany .
Sa ahoana hoy ianareo ?
novalian'i ramaso ny 13/12/2004 20:11
2. watafon ( 30/11/2004 18:15)
mety ho marina ihany alou zany ratiavao fa ny gouvernement ange tsy te-hahalala an\'izany e! sa hoteneniko izy refa hitako e!
3. fijo ( 30/11/2004 20:53)
nefa kosa anie raha tsy mihaona matetika amin\'ireo isika dia tsy hivoatra mihintsy e.aza hadino fa sotema efa lasa lavitra tao afrika tamin\'ny androny ,nefa alban sy kiki izay namako dia fohy noho izaho.
4. xxx ( 30/11/2004 21:37)
Ka ny antsika raha vao hoe tafakatra kelikely de tsy dia ny hamono baolina loatra no ao an-dohan-dry zalahy fa ny hoe farafaharatsiny mba mahita tany .
Io no tena teo-tsaina tsy mety aminay mpilalao baolina
Ohatra : raha teo Mahamasina dia toa mahafaly kokoa na dia mandré fotsiny aza hoe izany misy sipa mihorakoraka
izay ....
ka ny olona no tafavoaka ange letia dia milofo andro aman\'alina e
raha ny Malagasy namako de kely ny finoako
5. xxx ( 30/11/2004 22:35)
Zah indray mahita fa diso miova hevitra loatra isika malagasy hany ka tsy mba mandeha tonga lavitra firy amin\'ny zavatra atao fa dia eo.
Katsaka e hoy ny olo dia katsaka ny antsika
voatabia e dia voatabia
tsaramaso hono e maka tsaramaso(lol ramaso)
izaho tsy mitsipaka ny hevitrao tanteraka ratiavao fa raha tia vao ianao izaho kosa tsy mora leo! lol
6. ralay ( 01/12/2004 01:43)
Maro ny antony hanohanana ny mpanao foot ratiavao fa tsy hoe tsy tafita dia tokony tsy tohanana intsony. Ohatra fotsiny ny isan\'ny ol mpakafy azy dia ataoko fa ny foot no maro an\'isa indrindra ary raha resaka resety no jerena dia mbola izy no mampidibola be indrindra @ sprot malagasy ka na dia izay ihany aza dia efa isany hanohanan\'ny rafanjakana azy.
7. loockx ( 01/12/2004 03:04)
Ny mahatonga an\'io d tsotra e, le fomba hitondrana ny spaoro miitsy. ny antsika tsy maintsy misafidy ny fanjakana satria tsy misy vola : na le ho an\'ny daholobe (sport de masse, b mpilalao) na le ho an\'ny kintana (sport d\'élite), d naleondry zareo ny an\'ny daholobe no notohanana.
8. ikaretsaka ( 01/12/2004 04:25)
ny tokony hatao dia asiana organisme privee mihitsy miandraikitra an\'io fa tsy federationa miankina @ fanjakana!
ny an\'ny Bekintana izao dia tsy miankina 100% @ fanjakana anie ny NBA sy ny NFL sy ny MLB (baseball) fa rehefa tonga ny fiadiana amboara eran-tany dia miteny fotsiny ny fanjakana dia tonga de ny NBA ihany no mamorona ny ekipa nationaly !
9. nykanto ( 01/12/2004 11:08)

Tsy ny fahazoana medaly foana anie no tanjona, marina fa tsara ny mandresy fa ny fandraisana anjara dia zava-dehibe.
Ohatra : ny fandraisan\'i Afrique du sud voalohany amin\'ny lalao olympika ohatra tao aorinan\'ny apartheid dia marika iray lehibe tsy ho an\'ny lalao ihany fa amin\'ny sehatra politika koa.
Marobe ireo firenena manohy mandray anjara amin\'ny lalao nadia vitsy sy kely aza ny tombana mety hahazoany medaly.
Anisan\'ny fanehoan\'ny firenena iray ny fisiany sy ny firaisany amin\'ny manodidina azy ny fanatrehany sy fandraisany anjara amin\'ny lalao iraisam-pirenena anakiray.
10. xxx ( 01/12/2004 15:48)
ouai !
11. watafon ( 01/12/2004 20:07)
zao ange ry zareo no mahatonga ireny e: le motivation mihitsy no tsy misy e! efa saika nande ange izy teo aloha teo e !! fa ny fototra mitsy no tsy lasa e! ny toe-tsaina mouu iny efa hiaraha-mahalala rahateo !!
12. fijo ( 01/12/2004 22:02)
izay taloha fa izao ve dia mbola ho izay ihany?
13. ratiavao ( 02/12/2004 19:21)
tsy haiko ianareo fa ny ahy raha malaza @ zavatra iray fotsiny ohatra isika dia efa mba tsara izay. Inn izao no mba hahalalan\'ny any ivelany an\' i gasikara raha ny fanatanjahantena no jerena ?
14. naivoherizo ( 02/12/2004 20:33)
marina ny any Ratiavao e!!! tokony zay sport hita fa mandroso no tohanana fa tsy zay fa hita fa tsy hamokatra toy football e!Ny mahatonga io mantsy de ny misy ilay hoe namana sy havana aloha e!!! de nefa ireo tsy mamango de tavela eo isika ,ka de marina tsy misy azo lavina ny teniny Ratiavao ee!!
15. fijo ( 02/12/2004 20:55)
marina io saingy ilaina ihany wa ny fisian\'io fihaonana any ivelany io,fa ny mpitantana no tokony hovana
16. xxx ( 04/12/2004 04:11)
ka io ry fijo toa mandany vola fotsiny lay fihaonana any ivelany a! ny mpilalao gasy anie rehefa hoe ho any ivelany de tsy ilay lalao intsony no tena masaka ao andoha fa hanao touriste eee!! Sa raha mety ho ra fijo no mitantana io de mety handeha ve ???? Aleo fa teneniko ary ny mpitantana oe ianareo tsy mamango fa aleo entiny fijo io raha io !
17. ratiavao ( 04/12/2004 18:05)
raha ny fahitako an\'ra fijo dia tena mankasitraka io fandehanana any ivelany io fotsiny na dia ny hijery tanana ihany aza. Sady mandeha mivoaka mahita tany no mitondra vokatra tsara mody no tanjona, @ izay tsy kivy ny mpanome vola, ary misy tanteraka ilay fihezahana mafy eo @ tsirairay
18. ralay ( 05/12/2004 06:26)
Misy maha marina azy daholo ny voalazanareo fa amiko ny tena antony tsy mampandeha ny sport-tsika malagasy dia tsy ampy base ny sportif-tsika ,satria tsy manana ny atao hoe centre de formation isika, hany ka tsy misy ny suivi an\'ireo jeune fa rehefa mahay miavaka kely dia ohatry ny hoe au top zany nefa raha komparena à niveau na afrikanina fotsiny aza de tsy mankaiza loatra. Tsy izany ihany anefa fa zavatra maro koa toy ny infrastructure sns ... e!
19. fijo ( 06/12/2004 23:03)
ratiavao,za aty ivelany no mipetraka ka tsy zavatra mahataitra ahy raha ze izany.marina io voalazan\'i ralay momba ny centre io.mino aho fa misy vola azo hanaovana an\'io,fa ny finiavana no tsy ao.
20. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:20)
nmarina daholo ireo.. io ny hanindriako ilay hoe privatiseo ny komisionina mitana ireny sport ireny fa aza asiana federation izany .. fa jereo raha tsy mandeha io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3832