aleo izay mandeha no tohanana

21. ronaldo09 ( 07/12/2004 07:11)
Tsy masaka kosa izany hoekanetibe no ho tohanana izany ka! Dia havela zany ny foot ?Io anefa no sport anisan\'ny mitana ny laharana voalohany ,tsy misy an\'izany hoe:toe-batana izany ,amiko aloha dia ny foot no imasoana sy aleo andaniana vola be mihitsy fa tsy maintsy miova ihany io raha izay no atao :iza moa no nihevitra ary nahalala an\'izany Grece izany teo amin\'ny sehatra baolina kitra nefa ireny izy tompondaka ny Eoropa ary taloha moa ve isika naheno an\'izany Senegal izany nefa ireny no zava-bitany .
Amiko dia tsy misy afa-tsy ny foot aloha no atao izay hampandroso azy satria hatramizay ange tsy nisy mihitsy ny fampandrosoana an\'io sport io e!
Tia foot ny gasy ary mahay foot ,ny olana anefa eo amin\'ny fifidianana mpilalao ary isika dia tsy manana mpanazatra za-draharaha koa ilaina ny hanana mpanazatra matihanina ,sy fifidianana ny mahay ho ao anatin\'ny ekipam-pirenena
Ronaldo
22. ratiavao ( 07/12/2004 18:52)
Tsy haiko ianareo raha au courant fa efa nahazo ny tompon-daka t@ boule anie ny malagasy é!
Izany ve dia mbola tsy mendrika ny ho tahanana foana.
23. ratiavao ( 12/12/2004 20:00)
ka io indrindra no tiako ho lazaina, raha toa izany ka tsy nisy ny karana dia tsy hita io fahaizana io, aiza ra-fanjakana fa maro anie ny mahay io taranja io fa tsy mahita karana hanohana azy é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1454