miredemare foana ny ordi

1. cafe ( 27/11/2004 20:54)
saody mba misy afaka manampy ahy svp fa mandreraka be ny ordi ako miredemare tout seul foana rehefa connecte defois 30 MN apres connection ou 1 H ndraindray 3h plutard de hoatrizay foana nefa ny ordi vaovao svp au secours merci
novalian'i mcfy ny 28/11/2004 01:55
2. mychou ( 27/11/2004 22:06)
be dia be ny mety mahatonga an\'izay. na misy logiciel tsy tiany ao na ny memoire tsy mazava loatra. telechargeo ny AIDA32 ao@ telecharger.com de jereo koa ny forum ao fa tena hahita valiny tsara.
*mazotoa
3. mcfy ( 28/11/2004 01:55)
Ela tsy hita toi zany marina.

Mety misy virus ihany koa. Sao d b loatra ny café laniny.
Efa natao v io an\'i mychou io? Mahasoa io fa mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2755