efa mivoatra ny artiste gasy
1. xxx
(
29/11/2004 18:48)
tena efa mivoatra ny artiste gasy fa henonay aty france fa hoe hiaraka hihira @jennifer hono izany aina pazzapa izany
efa mba tsara kosa aloha izany e
efa mba tsara kosa aloha izany e
novalian'i iartistika ny 22/02/2005 09:23
2. fijo
(
29/11/2004 20:50)
efa ela anie ny gasy no nahery e,fa saingy tsy nisy fanohanana ilay izy ka izay no tsy mampandeha azy loatra.
3. mabloo
(
01/12/2004 04:36)
ny artiste gasy misy ny tena artista fa misy ny tsy ao mitsy nefa de milaza ny tenany fa artista!! ndraindray toa manalabaraka le mozika malagasy fotsiny ny sasany!!
mbola tsy arako ndray alo lehoe Aina hihira miaraka am Pazzapa zany e!!
fa ny fantatro de mivoatra be ny mozika malagasy!!!
mbola tsy arako ndray alo lehoe Aina hihira miaraka am Pazzapa zany e!!
fa ny fantatro de mivoatra be ny mozika malagasy!!!
4. ikaretsaka
(
01/12/2004 04:55)
ny mozika sy ny artista gasy doia mivoatra tokoa..
fa ny mpikarakara spectacle gasy no matetika mandiso fanantenana hono eo @ resak asono sy orhanization
fa ny mpikarakara spectacle gasy no matetika mandiso fanantenana hono eo @ resak asono sy orhanization
5. mihanta
(
01/12/2004 12:45)
hay misy anzany malaza zany?le aina an\'i pazzapa kosa alou mba mahavoa ihany raha resaka feo,d rahoviana zany duo zany no hitranga hono.
6. sechat
(
01/12/2004 13:12)
xxx> \"Efa mivoatra\" ? Tsy nitsahatra nivoatra foana anie ny artiste gasy e! Tsy ny fiarahany @ jennifer amiko no critère hitenenana hoe mampivoatra azy.
7. anjatiana
(
01/12/2004 13:42)
i Aina ve no mahavoa? za tsy mino! ny hirany aza izy ihany no mamalana azy!
8. mihanta
(
01/12/2004 13:57)
ny an\'ny hafa aza v ankafizina d ny an\'ny tena njay no atao ambaninjavatra
13. sechat
(
03/12/2004 13:50)
tehaka be ho an\'i chipie1 oé oé oé oé bisy éééé :-D Zay tonga de hanao réservation @ place raha hihira chipie1
19. tsaragasy
(
10/02/2005 17:58)
raha ny hoe mivoatra aloha dia somary laviko kely , mahay ny gasy saingy raha manaraka loatra izay misy aty andafy aty dia ho very satria efa vitsy izao ireo ankizy aty Madagasikara no tena hoe mahay instrument varina midobodoboka eo fotsiny.