Dadabe noely
1. nikopol
(
28/11/2004 15:49)
Inona no tianareo homena anareo amin\'ny Noely?
( na homen\'olona na vidianareo ho anareo de mety daholo)
( na homen\'olona na vidianareo ho anareo de mety daholo)
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:47
12. moi
(
29/11/2004 13:40)
Tonga dia omeo den zao ryreto fa i Noely (sakelidàlana) tsy azo antenaina a !
13. chipie1
(
29/11/2004 13:46)
moi> fanga enao nanantena azy ? :-D :-D
nena atao bobaka be le argent de pôsy refa akaiky iny ny noely :wink: zay no kadô tena tiko
nena atao bobaka be le argent de pôsy refa akaiky iny ny noely :wink: zay no kadô tena tiko
18. nikopol
(
29/11/2004 15:26)
Hitako nolazainy ikaretsaka tary ty :
\"Les Allemandes veulent des gros seins pour Noël \"
Chipie za tsy allemande fa ny ahy kou io no tiako .... :lol:
\"Les Allemandes veulent des gros seins pour Noël \"
Chipie za tsy allemande fa ny ahy kou io no tiako .... :lol:
20. dezy
(
29/11/2004 16:59)
homeo doly ny adresinareo aza hanaterany dadabe noely dezy ny kadoànareo tsirairay aby :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/dezy ny 29/11/2004 17:00