Dadabe noely

61. chipie1 ( 14/12/2004 13:31)
kinaoly> de aona zany inn no fika ?
62. mihanta ( 14/12/2004 13:35)
hihihihi soa ihany za efa nahita an\'i st nicolas
63. chipie1 ( 14/12/2004 13:39)
mihanta > hihihi raha hisy taimposy? :-D
64. kinaoly ( 14/12/2004 16:40)
chipie1, mihanta> aleo ngamba tonga de manambotsa saina de tsy manantena n\'inn :-D
65. nikopol ( 14/12/2004 16:54)
kinaoly inn ary ny cadeau tian-njy e ?
66. chipie1 ( 14/12/2004 17:30)
kinaoly> hummm zany hono akia
67. kinaoly ( 14/12/2004 19:14)
chipie1> humm njaso aza pasina kômandy
niko> inn no azonlà omena kalou :{
68. kinaoly ( 14/12/2004 19:15)
chipie1> humm njaso aza pasina kômandy
niko> inn no azonlà omena kalou :{
69. mumu ( 14/12/2004 20:45)
tena nitsôka ilay dadabe noely klé!!
70. fijo ( 14/12/2004 22:19)
hoavy ihany izy ka.mila inona kay mumu?
71. pitchou ( 15/12/2004 07:03)
i fijo kou nga dadabe noely?
mumu> lany ngamba akia ny kado tany d mbola miandry ny magazay hivoha izy a!
72. mumu ( 15/12/2004 12:01)
fijo za mila kadô!!
pitchou asa nomeny an\'iza dôly!!
73. dezy ( 15/12/2004 13:59)
mbola tsy misy komandina kado mitsy ato an!lany eo doly ny kilolo vao gaga nareo fa ataovy ihany!neny kally ihany zao no efa ato vatomamy mifono la ficely(string) :-P
kinaoly silikony 1kg sa moa 2??? (l)
74. chipie1 ( 15/12/2004 14:25)
hihihi dain kou ty dezy!
75. mihanta ( 15/12/2004 15:46)
dezy nenlà bôbô avy any italie
76. dezy ( 15/12/2004 17:36)
inn njay ty bobo avy any italie?? mba ataovy zavatra hay ry mihanta fa sao de mahafaty @ tyandro fety ty an,aleo mba vita ny fety vao mba marary kibo :-*
77. mihanta ( 15/12/2004 17:50)
humm mandimandina ny vavanlà mahazo anzany k,tsy mahafaty zany fa mahasoa
78. nikopol ( 15/12/2004 18:19)
Ze hendry dia mahazo cadeau tsara daholo !
Kinaoly lazao ze tena tianjy ka
1 an d\'abonnement amin\'le mensuel we \"Legumes et Jardin \" zay zao no hitako interesà !
79. fijo ( 15/12/2004 22:08)
mumu halalao ary ny lalantsetroka fa eo aho no hiditra e.
80. pitchou ( 16/12/2004 05:29)
mumu> asa akia! mety namidiny natakalo kaly tany ho any fa noana lery!
fijo> tanjemo sao ñicoince ao ka sahirana i mumu misikotra anao @ taho-kofafa! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083