Dadabe noely

41. pitchou ( 02/12/2004 17:57)
ary nahita hevitra kosa i kinaoly zany kou! :-D
42. nikopol ( 02/12/2004 18:02)
kinaoly tsss ! misy ve any?
43. fijo ( 02/12/2004 20:51)
misy rehefa atao ko.
44. poupounesana ( 04/12/2004 13:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D !mazotoa niko manesika zany koa
45. chipie1 ( 04/12/2004 13:51)
kinaoly> hhih blavô njiko :wink:
46. pitchou ( 04/12/2004 19:21)
kinaoly! vita v izy zao? lasa canon b zany zao njy?
47. mumu ( 04/12/2004 19:21)
nikopol tonga de ataovy 90 C mintsy an!! de manaova elà perruque blondy de tonga de lasa ôtsany pamela anderson!! :lol:
48. fijo ( 06/12/2004 22:44)
iny nga no tena revin\'i mumu?
49. dezy ( 07/12/2004 13:44)
mahita hevitra atao kado njay zany fijo kou :-D :-D :-D :-D :-D
50. kinaoly ( 07/12/2004 15:12)
niko, tsary manana silikôna za lety fa zay njay aza angatahana any amdadabe noely e,hihihi, tanjemo fotsiny lasa ngeza lotsa ka entiny misavoana ao elà, :-D
51. fijo ( 08/12/2004 22:25)
izay mihintsy radezy an.
52. nikopol ( 11/12/2004 17:36)
kinaoly njy ary sô dadabe noely ?
53. chipie1 ( 13/12/2004 16:05)
fa inn aza ny tena definition anle dadabe noely nareo reto? toa lasa mivaona be
54. nikopol ( 13/12/2004 17:36)
chipie dadabe noely le be volo be manao akanjo menamena manome cadeau !
55. mumu ( 13/12/2004 20:18)
nikopol elà zany raha ampanôvina kanjo mena de tonga de lasa dadabe noely!! :-D
56. fijo ( 13/12/2004 22:35)
dia manome kado.
57. kinaoly ( 14/12/2004 12:18)
pitchou> za akia mbola carabine fa tsy mbola canon klou zao a :-D , mbola mianjy ny kadô avy an\'i @ dadanikopoely zany kanou
58. chipie1 ( 14/12/2004 12:39)
kinaoly> :-D :-D tanjemo aza sao de hadino ny mijery famataranandro ka dila ny lera de lasa i dadanikopoely !
59. kinaoly ( 14/12/2004 13:25)
chipie1> hihihi mety ho adinonlery mintsy aza fa lery tô ôtsan\'ny mbola ampifalifaly tena kalou vao hanome kadô ny hafa :lol:
60. mihanta ( 14/12/2004 13:31)
hihihihi omen\'i dadanikopoely taimpôsy any nareo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.136