Dadabe noely
21. kally
(
29/11/2004 17:20)
dadabe noely ô omeo bônbô zahay!
ataovy ao anaty silipy ô rehefa matory izahay..
hay..sa moa ao anaty kiraro kay kah!adinodino. 8)
ataovy ao anaty silipy ô rehefa matory izahay..
hay..sa moa ao anaty kiraro kay kah!adinodino. 8)
25. nikopol
(
29/11/2004 18:19)
chipie , ireo mimeme roa reo ve le nangatahako ? toa kelikely izy zany
27. pitchou
(
29/11/2004 19:03)
:-D :-D :-D :-D :-D \'aleoko atao maromaro sao lazain\'i niko fa izy koa!)
31. dezy
(
30/11/2004 10:19)
manhirana zany kally an ny miditra ao @ cheminee aza efa mafy kou nde hisava any njay ve?? ngo de ma be asa retsy a :-D :-D :-D :-D :-D
32. kally
(
30/11/2004 13:02)
Ka hay angamba ity zavatra nihahy teo @ cheminée fa eo angamba no mora maina dia noheverin\'i dadabe noely fa bà kiraro angamba..angamba hoy aho ;-)
34. dezy
(
30/11/2004 17:33)
kally> tsy mety hanatonana zavatra tsony zao le zavatra naha anao teo fa tsy be rindrina tsony fa lasa la ficelle de tsy mitana :-P soloy mille bandy de mahazo kadoa bdb njy :-* :-*
40. kinaoly
(
02/12/2004 14:15)
mijapy resaka za io an,
nikopol> ô lety e, aza miandry omen\'i dadabe noely anzany fa tonga de ndana sesefo silikôna ny tsatsanlà de ataovy kilalao ao klou, :°) lany anjo manjevirevy ny an\'ny hafaeo fotsiny
nikopol> ô lety e, aza miandry omen\'i dadabe noely anzany fa tonga de ndana sesefo silikôna ny tsatsanlà de ataovy kilalao ao klou, :°) lany anjo manjevirevy ny an\'ny hafaeo fotsiny