Ambondrona

1. ravatorano ( 16/11/2004 08:17)
Hiakatra antsehatra eny amin ny palé eny mahamasina indray ny tarika Ambondrona amin ny herinadro ambony iny .
Amin ity taoana ity dia io no faran ny fampisehoana ataondry zareo mandeha irery eto antananarivo ary koa hivoahan ny album fahatelo andry zalahy mpanao pop rock ireo
Manasa ny namana iozay te hiaraka amiko ho tonga eny eh fa hilay sy hirefotra b io hetsika io
wahhhhhhh :-P :-P :-P
novalian'i fijo ny 08/03/2005 21:33
2. mumu ( 16/11/2004 09:11)
alaivo aty za zokimalala de miaraka tsika a!! :-*
3. six ( 16/11/2004 09:39)
d\'efa any zany ravatorano a!!!!
sady milay b miaraka am mumu an:) :wink:
aona ny prg?
4. mumu ( 16/11/2004 09:58)
six :wink:
5. ravatorano ( 16/11/2004 11:33)
six>elah ohatran ireny efa niaraka tamin i mumu ireny mahaita hoe milay hihihihihi :^)
mumu>alaiko enao ary eh fa defa izao d miomana sady avy any d makany amin i green fa misy competition dotée des coupes ao amin io fa d miandry antsika handray anjara. :wink:
6. chipie1 ( 16/11/2004 13:49)
misy progany njay ato zany an !
7. tenio ( 16/11/2004 14:28)
six, ravatorano> milay be zany prog zany lesss, za koa mba handeha
8. fijo ( 16/11/2004 21:50)
ao fa hoavy aby isika ary e.
9. ravatorano ( 17/11/2004 05:39)
raha i fijo d mora tediavina fa i mumu manahirana b ny mitady azy :-D :-D :-D
tenio>defa izay zany fa d eto sika manamboatra progr kouh
10. mumu ( 17/11/2004 07:58)
ravatorano aiza kosa enao nitsaoka tam\'za tany knou!!! :cry:
11. six ( 17/11/2004 10:07)
f\'iza no tena nitsaoka e? :wink:
ravatorano> kôzy ne zany e!
12. fijo ( 17/11/2004 21:14)
fita fa mumu miafona ko.
ny ahy aloha ambondrona mba henoko tany fa tiako ny hirany e.
13. ravatorano ( 18/11/2004 08:27)
six>mandainga izy fa za tsy nitsoaka izany fa izy niafina tany amin ny green hihihihihi
zay no tena marina ry zandry ah :wink:
14. mumu ( 18/11/2004 09:22)
fijo njy no comment!!! za tonga njy nitsôka nody!
ravatorano za nianjy anao tao ampasapito fa enao nitsôka tany morondava
ry six zany klou de tsy hita nefa nanana ny tel akou e!!

fa lasa hors sujet eto izy zany!

ilay \"naleonao\" iny no tena tiako amin\'ny hirany
15. chipie1 ( 18/11/2004 13:59)
humm mumu> hatsiarovana inn njay io ?
nena le \"misy fetra \"no tena mahafinaritra ahy
16. fijo ( 18/11/2004 21:24)
mumu>ka efa vita anie ny billet dia tsy maintsy e.raha tsy izany mba niandry ihany aho.
17. ravatorano ( 19/11/2004 06:56)
marina ny an i fijo nenazy kouh anie ka ny ampitson iny d lasa kouh izy satria efa vita ny bié anazy tsy afa niemotsa izy :-D :-D .

nenah ilay \'\'ajanony\'\' no tena reveko.
18. fijo ( 22/11/2004 20:35)
mumu wa tena tssssss
19. fijo ( 22/11/2004 23:15)
aiza i mumu e
20. mumu ( 24/11/2004 07:58)
fijo mitady ahy nga njy??

ramaso inona ny dikan\'io??

chipie1 atsiarovako an\'ny .....!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2784