Ambondrona

201. EMIN3M ( 28/02/2005 14:27)
mumu:

fijo taiza kou zany lé?



tiko be enao mumu an!!!hi!hi!hi
tiko hiaraka hijery ambondrona amiko an!!!!! :-D :-D :-D :-D
202. mumu ( 28/02/2005 20:49)
EMIN3M ndao fa mandalo Marseille tsika makà an'ny fijo an!
203. fijo ( 28/02/2005 22:19)
tongava re tongava re.
204. EMIN3M ( 01/03/2005 14:11)
mumu:

EMIN3M ndao fa mandalo Marseille tsika makà an'ny fijo an!



Atsika sy enao zany no haka any fijo any!!!!!
aiza kay ra fijo no mivovo?
Izay zany mumu an!!!
205. EMIN3M ( 01/03/2005 14:14)
Fa aiza marina enao mivovo ra mumu an!
sa hifankahita any marseille zany?
206. TITANIC ( 01/03/2005 16:38)
any ambondrona re mihaona eee!!!!!!
Mba andefaso pistily za mumu an!!dia kitiho ny akanjoko refa mijery ambondrona isika ok!!! :} :} :} :}
207. fijo ( 01/03/2005 20:59)
aokanareo kosa mumuko an.
208. mumu ( 02/03/2005 12:59)
fijo :-* anao irery iany za ka
EMIN3M za aty paris!
TITANIC hitondra pancarte za de asiko hoe mumu ka jerijerevo tsara aza an!
209. xxx ( 02/03/2005 13:00)
de itondra fakantsary za dia alaiko antsokosoko nareo ry mumu sns... =)) =))
210. fijo ( 08/03/2005 21:33)
avelao izhay sy mumu hiafina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3882