Ambondrona

161. mumu ( 24/01/2005 15:01)
ravatorano mba manampita hafatsa kosa za e! :-P
alefaso njay aza ny resaka Ambondrona e
162. mumu ( 24/01/2005 18:24)
ramaso tsy mamely ny modeste anareo!!
163. fijo ( 24/01/2005 23:24)
fa iza no mamely ??
164. ravatorano ( 25/01/2005 09:18)
:-D :-D :-D :-D :-D
fiza marina no mamely a(mi)nao kle
i fijo sa ramaso sa i modeste
:-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
165. fijo ( 26/01/2005 21:53)
miandry ny valiny e
166. ikaretsaka ( 26/01/2005 23:03)
dia angatahina ny honesty an\'i mumu io fanontaniana io izany :!:
167. fijo ( 26/01/2005 23:59)
aiza i mumu e
168. chipie1 ( 27/01/2005 15:44)
nakaiza nakaiza nakaizô!
mumu kelyô! :wink:
169. fijo ( 27/01/2005 21:43)
izay tia jereo fa nasiako accord ilay hira hoe:\"tsy adala aho\"
170. mumu ( 28/01/2005 20:54)
mazava hoazy fa fijo :-*
171. ( 28/01/2005 21:06)
:-D
172. fijo ( 31/01/2005 22:29)
maninona indray aho ry mumu?,?
173. fijo ( 01/02/2005 23:35)
mumu tsy mamaly le
174. mumu ( 05/02/2005 15:58)
kiii fijo kou rangaha tsy maharaka resaka mintsy klé!!
ramaso mila tsaboina?
175. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:04)
liiii manary ny mpianany malala i mumu.... =))
176. mumu ( 05/02/2005 18:52)
ikaretsaka tssss!! tapatsinay eo fa!!
177. mumu ( 06/02/2005 14:28)
ramaso maninona njay?
178. fijo ( 07/02/2005 22:12)
mumu izay vaoo harako ka.hi hi i paldona me
179. mumu ( 08/02/2005 20:15)
fijo :-*
180. fijo ( 08/02/2005 23:53)
io lela io ry mumu sao tapaka eo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5169