Ambondrona

141. mihanta ( 17/01/2005 22:57)
fijo ka elà efa hita tsinn d tsy tediavina tsouny :-*
142. ravatorano ( 18/01/2005 11:39)
tena be marenina no jambamahiratra nareo ato ahsady izay indray manondrana b mihitsy ry kileladelaka :-D
sa tsizay prezidà ika
143. mihanta ( 18/01/2005 12:05)
ravatorano hihihihi asan dry zareo io :-D
144. chipie1 ( 18/01/2005 12:40)
dain miala bala njay an
145. mihanta ( 18/01/2005 18:39)
mitady ny very :-D
146. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:21)
mihanta ihany io e
147. mihanta ( 18/01/2005 19:25)
aiza ianao zay?
148. mumu ( 18/01/2005 20:30)
za zany malahelo an\'ny ramaso!! :cry:
149. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:38)
anseeeeeee :-D mbola en vacance lery hono e
150. mihanta ( 18/01/2005 22:43)
za malahelo anzay oul zay
151. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:46)
o ndray mihanta fa tsy mitsotra... mba honette hoa
152. ja ( 19/01/2005 17:44)
kamo b za hamky hatrà voalohany dia tsy misy ambara za.Fa milay aloha Ambondrona e!Dia mba rahoviana hono ry zalahy no mandalo aty?
153. fijo ( 19/01/2005 21:31)
za koa mitady an\'izay olona izay
154. mumu ( 20/01/2005 12:45)
fijo efa hito re za e!! :wink:
ikaretsaka asaivo mody am\'zay izy!!
155. ikaretsaka ( 20/01/2005 22:41)
resaho izy ko! za ikaretsaka fa tsy facteur
156. fijo ( 20/01/2005 23:52)
hi hi hi ela ty tena mampiomehy.
hay ve ndry efa ao e
157. mumu ( 21/01/2005 08:22)
fijo :-*
158. ravatorano ( 21/01/2005 12:23)
:evil: :twisted: :x :-P
:-D :-D :-D
159. mumu ( 24/01/2005 08:25)
maninona njay razoky zany??
160. ravatorano ( 24/01/2005 13:01)
mumu>raha malahelo an dramaso njy zandry d asiana lohahevitra manokana any amin ny eritreritra mandalo fa eto aloha izao dia ambondrona :-D :-D :-D :-D :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2988