Ambondrona

81. ikaretsaka ( 19/12/2004 21:40)
vita ihany ve i ramodesta eee sa nafenin\'i mumu any ambohimiandra izy ? :-D
82. pseudo ( 19/12/2004 22:41)
ikaretsaka>tsy mbola vombotsa razoky e! 8-) lery sy mumu aza mikitsana mitendry zava-tsy maneno foana :-D f\'angamba hanao spectacle @zô fin d\'année zôoo :roll:
83. mumu ( 20/12/2004 07:52)
ikaretsaka pseudo iza fôna any zao modesta tadiavinareo zao??? :?:
84. gamm1 ( 21/12/2004 14:51)
ravatorano an ataorako tsy halaza intsony ny Ambondrona manomboka volana mai 2005 :oops: :oops: sa aona ouzi toi?
fa ny tena izy zao d ry KIAKA (l) :-*
85. fijo ( 22/12/2004 21:17)
aiza ramody ry mumu fa mangidihidy ny tanako an.
86. mumu ( 23/12/2004 10:46)
ramaso fijo ka efa hoe tsy haiko zany!
87. fijo ( 23/12/2004 22:52)
hay,raha hitanay izany izy dia vitainay an.
88. ikaretsaka ( 23/12/2004 23:44)
taikitrra indray ny vazah amody miadinareo 3 an
89. mumu ( 24/12/2004 08:46)
ry ikaretsaka zany mou de famy manisy sira ery!!!! izy iany namorona an\'io modesta i!! tsssss
90. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:41)
oadray! aza ailika aty modesta fa aleo izy mitsam no hanamboatra azy ao an!
za miteny fotsiny..
ary rehefa salee be ange hono enao ry mumu de meo andramaso handramany e :-D :-D :-D
aza teztr\'enao fa somonga ny ahy e
sarobabay ka ze voa aza tezitra
91. mumu ( 26/12/2004 15:06)
za tsy tezitsa zany ka! :wink:
omeo an dramaso angaha ny betsaka any!!
sady tsy salée ny aty fa sucrée!! :-P
92. lanto ( 26/12/2004 15:33)
nankaiza ambondrona ?
:)
93. ikaretsaka ( 27/12/2004 00:02)
ary hitako no asian\'ny olona sira foana ity mumu ity... kay siramamy

ambondrona mbola lasa kely any ambohimiandra hono nitady an\'i Ramodeste!
94. chipie1 ( 27/12/2004 18:32)
:-D :-D
95. mumu ( 27/12/2004 19:31)
ikaretsaka :-D
96. fijo ( 27/12/2004 21:26)
aoka nama izay fa maty mumukeliko an.nareo nama tssss
97. mumu ( 29/12/2004 08:04)
fijo tssss zao vao tonga!! sôtsa iany e!! :-*
98. fijo ( 29/12/2004 22:52)
tonga avy dia mitranga lele ve
99. mumu ( 01/01/2005 21:25)
lele?????
100. totty ( 02/01/2005 04:42)
:lol: : :lol: :lol: tena mampihomehykoaizy mitamy ireto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3876